Alass-K

Alass-K ALASS-K est une entreprise créative spécialisée dans la musique, le contenu digital et la promotion artistique.

Manohana anareo roa lahy izahay ato amin’ny alass- k ato eh
03/04/2026

Manohana anareo roa lahy izahay ato amin’ny alass- k ato eh

Maro nareo manontany oe aiza studio Anosipatrana Dispensaire 🏠 toerana mis BTM music record studio WhatsApp : 0338142666 io

merci Mr Assad ofisialy 😊♥️
07/03/2026

merci Mr Assad ofisialy 😊♥️

Tsika olo tsy miavo fa ♥️...
Misokatra amn'ny fiaraha miasa rehetra ny Alass-K ka Samia mandefa mp ao amn'ny ry zareo raha misy collabs 😊😄

Andao hiarahaba an'i tsoutsou tsika amn'izao androny Zao ry reto an🥺🎉❤️...Mitomboa Fahendrena sy vola harena re an😘😘...A...
03/03/2026

Andao hiarahaba an'i tsoutsou tsika amn'izao androny Zao ry reto an🥺🎉❤️...
Mitomboa Fahendrena sy vola harena re an😘😘...
Anisany danseuse ato amn'ny Alass-K ato izy sady mazoto no mavitsika😄

Mbola faly mandray anrw anareo izay mbola hiditra atao @ Alass-K DANCE 💃❤️Mandefasa mp  na miantso ny 038 50 051 71
02/03/2026

Mbola faly mandray anrw anareo izay mbola hiditra atao @ Alass-K DANCE 💃❤️
Mandefasa mp na miantso ny 038 50 051 71

02/03/2026

Mbola faly mandray anrw anareo izay mbola hiditra atao @ Alass-K DANCE 💃❤️

Nb: olona efa mpandihy no ilaina hiditra😊.
Mandefasa mp na miantso ny 038 50 051 71

Efa disponible sur youtube ilay extrait Tik tok
17/02/2026

Efa disponible sur youtube ilay extrait Tik tok

Enjoy the videos and music you love, upload original content, and share it all with friends, family, and the world on YouTube.

Tontosa omaly indray ny fivoriany Alass-K niarahana tamn’ireo mpiara miasa maromaro.✅❤️-resaka momba ny projet maro ho h...
16/02/2026

Tontosa omaly indray ny fivoriany Alass-K niarahana tamn’ireo mpiara miasa maromaro.✅❤️
-resaka momba ny projet maro ho hitan-tsika
-planing vaovao n’ireo artiste maromaro
-projet an’ireo mpandihy iany koa
-collaboration amn’ireo mpiara miasa hafa misokatra manomboka androany👋…

Aza adino fa mbola misokatra iany koa ny fandraisana mpandihy ataony alass-k
Nb: olona efa mpandihy no ilaina hiditra😊.
Mandefasa mp na miantso ny 038 50 051 71

Asabotsy zanii ny fotoana tsika eh❤️
12/02/2026

Asabotsy zanii ny fotoana tsika eh❤️

Extrait Tik tok ho avy amn'ny saint Valentin Zao❤️🥰..
Titre : 🌹tomber amoureux❤️

👉NB: ze manao anio vidéo Tik tok io voalohany mahazo cadeau manoka..
👉Top 1,2,3 iany no mahazo an'ilay izy😊...

Way² les gars 🤟👊🔥
11/02/2026

Way² les gars 🤟👊🔥

Reto Aby zahay teamAlass-K reo hoavy tsy ho ela hira igny

31/03/2024

Arabaina nahatratra ny PAKA daholo oh❤🙏

Mirary fety sambatra ho antsika rehetre eh✌️

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261385005171

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Alass-K posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Establishment

Send a message to Alass-K:

Share