Karaoké Gasy Ofisialy

Karaoké Gasy Ofisialy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Karaoké Gasy Ofisialy, Karaoke, LOT IIN 116 ANALAMAHITSY, Antananarivo.

Mahazo commande karaoké iray au choix izay manindry ny bouton, mi-joindre ny groupe PLOMBIER ary manisy j'aime ny page 👉...
29/01/2025

Mahazo commande karaoké iray au choix izay manindry ny bouton, mi-joindre ny groupe PLOMBIER ary manisy j'aime ny page 👉Ramamy Plombier👈

22/01/2025
22/01/2025
22/01/2025

Izany eo ihany fa enjana nama ny cité an'ny mpianatra eny Ankatso eny..
Misy pompe mandeha tsy ankijanona izany fa tsy misy robinet..dia ny do**he tsy misy hidiny fa ahantona kely eo ny ankanjo dia hoe misy olona izany..

Nisy fotoana ah efa nitabataba be hoe misy olona oo misy olona oa marina e..dia mbola nisy niditra ihany sady niteny hoe za ndreky mbo hangalaky savony frera..

Ianao mahandro sakafo ao an-dakozia dia misy manao azafady izany fa sady làlan'ny moto hoany Ambohipo eo amin'ilay fatapera..

Teny ah vao nahita an'izany hoe fil mitondra courant izany dia hitanao ilay courant eo ivelan'ilay fil..
Na ilay fil ary otrany mijery anao izany sady miteny hoe mijaly ah rahalahy aa..

Misy fatana courant izany eny fa tena ozy ianao hoe sao mba itony ary izany fitaovam-piadiana nokleary izany?
Jerenao ilay fatana otrany tonga dia branché-na direct eny amin'ny pôto an'ny Jirama..
Ahoana lesy izao?aaa io tsy raha manah frera..

Ny ampoule eny tsy misy intérupteur fa kitihana kely rehefa hoe pihana..
Nisy fotoana nopiako ny jiro tao aminay dia nisy olona niteny tany ambadika hoe ndraso mà lo frera fa mbola mangano zavatra..

Eny misy an'izany hoe ianao miresaka amin'olona ao an'efitranonao dia misy olon-kafa any ambadika mamaly hoe marina kosa izany tenin'lery izany e..

Amin'ny 4ora maraina eny misy mandefa baffle mafy be dia hira hoe olo jôby..

Indraindray ianao mifanena amin'ny voalavo ngeza be izany..dia ny fijerin'ilay voalavo anao otran'ny miteny izany hoe efa vita ngah ny boky frera..

Fa ny tena enjana nisy hoe papan'i Arnaud mipetraka ao amin'ny cité ao..dia nefa papan'i Arnaud efa 50taona..tsy ho mpianatr'Ankatso mihintsy..
Dia nefa i Arnaud koa tsy mpianatr'Ankatso fa Polisy eny Ambatomirahavavy..

Misy lamban-jaza miaha izany..nefa ilay zaza koa mbola tsy mpianatr'Ankatso..sady tsy an'i Arnaud..
ⓒandrianina iharantsoa

🚨🚨🚨VAOVAO BE!🚨🚨🚨MANOMBOKA IZAO, TSARA NY MAMPAHAFANTATRA ANTSIKA MPANJIFA ETO AMININ-TSIKA MPANJIFA FA:-EFA TONGA ETO MA...
14/02/2024

🚨🚨🚨VAOVAO BE!🚨🚨🚨
MANOMBOKA IZAO, TSARA NY MAMPAHAFANTATRA ANTSIKA MPANJIFA ETO AMININ-TSIKA MPANJIFA FA:
-EFA TONGA ETO MADAGASIKARA IZAO NY BOOKMAKER 1WIN!
Toy izao ny avantage raha toa ka manao inscription ianao ka mampiasa code promo "RHSERVICE":
-Mahazo bonus 500% be izao ianao ho an'ny 1er dépôt anao
-Retrait tsy mila examen sy approbation, ary instantanée avokoa
Application mora kirakiraina, ary hahitanao ireo: karazana paris sportifs isan-karazany!
paris Casino (SPIN, AVIATOR, KENO,...)
aza misalasala mitsidika ny rohy https://1wiipr.xyz/?open=register raha hanao inscription,
ary ampiasao ny code promo RHSERVICE!

Tongava MP ho an'ny fanazavana fanampiny!

14/02/2024

Address

LOT IIN 116 ANALAMAHITSY
Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Karaoké Gasy Ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category