Mr Y Yremar or Mr Y is a Panafrican Malagasy rapper, singer, and performer, member of Kolotsaina Mainty. Every verse is rhythm, struggle, and renewal.

I use music as a weapon of culture and resistance, celebrating Black identity, resilience, and empowerment. Life is a music so music is life

Yes sirr🫡 milay lesany manampy manome lanja indray ny kolontsain'ny lalana AKDVT • street galerie  ahh big up!!
24/06/2026

Yes sirr🫡 milay lesany manampy manome lanja indray ny kolontsain'ny lalana AKDVT • street galerie ahh big up!!

FISAORANA !!

Misaotra anareo rehetra Tonga tamin'ny Block Party AKDVT.
Misaotra an'i Mr Y nampiodina ny ambiaka HipHop be.

Misaotra an'ireto olombelona bdb ireto :
- Doublenn Johannes III
- Psykopasy
- TOVOLAH
-OverDitra
-
-Yremar
-Geoscar
- Fab's Brownz
- My Men Kaid - MMK , Sk Flex, YVSLF
- REBL
- Septic Rap'toetra
- YRIST
- Othentik-Ras
- Yantang
- Hman

Misaotra ny mpanao sary :
- Clipse Teean Graffiti
- VOLOMBAVA
- A.J Urban Art
-Merci Ortie 😉

Misaotra an'ireo orinasa mpanohana ny projet AKDVT STREET GALERIE :
- ABC
- ID Rental
- Jovena
- Henri Fraise

Misaotra ny "Loooza Studio" amin'ny vidéo an'ny AKDVT, Tena mlay lisany.

Misaotra ny mpanao gazety rehetra nizara ny vaovao ety AKDVT.

Misaotra ny mponina Ankadivato, ny FKT Ankadivato (2L sy 2I)

Misaotra ny Polisim-pirenena (FIP) fa tena nilamina ny hetsika.

Misaotra ny AKDVT squad.. Bien joué daholo !!🤘

Misaotra ny CUA sy ny Préfecture Antananarivo tamin'ny fanomezan-dalana. 🙏

Vao manomboka iny.. mitohy ny mouv, Araho, zarao max !!
Respect 🙏

Reo le izy reo teny @ AKDVT • street galerie  teny🇲🇬
21/06/2026

Reo le izy reo teny @ AKDVT • street galerie teny🇲🇬

.... on se voit samedi?
15/06/2026

.... on se voit samedi?

Zahay sy RNDR. mitabataba am-pianarana
04/05/2026

Zahay sy RNDR. mitabataba am-pianarana

🤘🏿

Kaiza  Jiaby!!!! Hande hatsaka inspiraka raims hiala ny faritra ny n***a dia hiditra trano famokarana indray aloha hanao...
03/05/2026

Kaiza Jiaby!!!!
Hande hatsaka inspiraka raims hiala ny faritra ny n***a dia hiditra trano famokarana indray aloha hanao mozika kely so what?
Any am farany volana Jona any omena ny pitsopitsony ny mpanaraka fa mandrapanoratra ehhh... Peace✌🏾 **kingY

12/04/2026

"Nitombo taona tonga saina f**k ny blingbling
Life kombaka dia za' coin rouge raha ambonin'ny ring
Hampandry tany fiainana aty n***a mila harindra
Saka mahia tsy manana olana raha hisoty rindrina
Mihaotra sakana hanavao aloha izao ny ao an-tsaina
Tsy manana ora sy andro lanina hiadivana am tsain
Mande ny improv everyday satria ny ampitso tsy hay
Aleo hande izay hande ny fiainako lesy freestyle
Dia hiaina life legendaire ohatran'i chris Kyle
Punisher tena izy virus ny system
Fanovana toetsaina mihitsy izao aloha no insistena
Oentinay ny firenena @ direction assisté
Tantara ho soratana foana na dia tsisy penina
Izay vita vita izay lasa lasa fa ts'isy nenina
Zay nomena foy na tsy voavaly aza Ts'isy blem
Ho an'ny radem oento any dia peace men, Soa atao level ambony ny ampitso tsy kobo
Hafatr'i Lobo totoina tsara ny ravitoto
East pak ny sac a dos mazaka dona mafy toto
Ndray andro hanokatra any Mavoloha ny lavotondro." FANANTENANA YRMR

Mbola tsy niova ny hevitro fa "aller-retour"no classic t@ album an'i La fouine matoa "Qui peut me stopper" no nanombohan...
11/04/2026

Mbola tsy niova ny hevitro fa "aller-retour"no classic t@ album an'i La fouine matoa "Qui peut me stopper" no nanombohany ny concert dia Royalties ny Laouiny iny bum iny, nahatsiaro tanteraka ny fotoanan'ny Adolatsento ny n***a omaly saingy bobaka ny classic tsy nalatsak'i Volombava ohatra hoe Mes repères, immortelles, Bafana bafana, Chips, Drole de parcours, d'ou l'on vient, Reste en chien ... Diso fanantenana kely ny mpiondana soa ihany fa nandeha tam 2010😂, fa nilay misaotra an'ny mpikarakara namerina sombim-pahatsiarovana ny fahazazan'ny Bandy ehh... izaho manokana aloha tsy manana ambara @ ny artiste hafa fa nikiff Fouiny babe mintsy no nandehanako tany noho izay tsy misy ambara amzay perf tany fa nilay ny Live eh.
FEHINY:
"JE POURRAIS SORTIR DU GHETTO MAIS PAS SORTIR LE GHETTO QUI EST EN MOI" La Fouine Je sais ou ça ramène - Album Mes Repères 2009

Gold great memories Mr Y  Epistolier EKLYPS.
31/03/2026

Gold great memories Mr Y Epistolier EKLYPS.

Address

Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mr Y posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Establishment

Send a message to Mr Y:

Shortcuts

Share

Category