01/11/2022
Misaotra an'i A.S. Andry nanentana tamin'ny fahatsiarovana an'i Etienne Ramboatiana. Mankasitraka indrindra tompoko.
Misy fampisehoana TSIARO an'i RAMBOATIANA Etienne na BOUBOUL, anio Alatsinainy 31 oktobra ao amin'ny Ciné Plaza Ampefiloha @ 4 ora hariva...
Tongava raha sitrakao fa isan'ny ho hitanao ao ny tenako!
Mirary herinandro vaovao mahafinaritra daholo o 😊
Sary: Association DIERA