M'boss Espagnol

M'boss Espagnol Spécialiste en linguistique hispanique 🇪🇸
📞+261 34 68 857 72
Votre problème, Notre mission🇲🇬🇪🇸

11/01/2026

🔴Caminar de puntillas

🟡Mandeha fa sady mitsingy

11/01/2026

🔴 Olvídalo por completo

🟡Adinoy tanteraka any izany

10/01/2026

🔴También, puedes limpiar la cocina ?

🟡Afaka diovinao ihany koa ve ny lakozia ?

10/01/2026

🔴Huele feo
🟡Ratsy be izany fofona izany

10/01/2026

🔴Huele rico 🇪🇦
🟡Tsara izany fofona izany 🇲🇬

10/01/2026

Disculpe ! Dónde está el supermercado ?
Azafady, Aiza Kay ny misy ny tsena ?

01/01/2026

Me duele la cabeza

Marary izany lohako izany

31/12/2025

Feliz año Nuevo 🇪🇦

18/12/2025

¿ Qué quieres de regalo de Navidad🎄?

Tena mampalahelo ny zavatra misy ao Antananarivo.Mankahery ireo Simba fananana rehetra ✊🇲🇬
27/09/2025

Tena mampalahelo ny zavatra misy ao Antananarivo.

Mankahery ireo Simba fananana rehetra ✊🇲🇬


06/09/2025

Hola 🇲🇬

Somary elaela kely tsy tazana fa mbola ao anatiny fotona fialan-tsasatra tanteraka amin'izao. Hitanay daholo ilay message tonga ao fa ho valina tsirairay avokoa.

Bonne journée daholo 🇪🇸🇲🇬

No me grites! No soy tu soldado 🇪🇸😑➡️Zah aza trerominao ....zah tsy miara mila nao 🙄🇲🇬Ndao hiaraka hanao debat aminay am...
06/08/2025

No me grites! No soy tu soldado 🇪🇸😑

➡️Zah aza trerominao ....zah tsy miara mila nao 🙄🇲🇬

Ndao hiaraka hanao debat aminay amin'ny teny Espagnol isakin'ny Samedi après midi ✨📚

Eso te va a llegar 🇪🇸
Hoavy aminao zany eeeehh 😑🇲🇬

Aza misalasala miditra Mp raha vonona ianao ....Bain de langue no ataontsika 🎓

📞 +261 34 68 857 72

Address

ANTANANARIVO
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when M'boss Espagnol posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share