Esther manitra

Esther manitra Asa faharetana ary Fitiavana

🦷 PROTHÈSE DENTAIRE MATIHANINA 🦷Manana olana amin’ny nify ve ianao?➡️ Nify tapaka➡️ Nify very➡️ Tsy sahy mitsiky intsony...
01/06/2026

🦷 PROTHÈSE DENTAIRE MATIHANINA 🦷
Manana olana amin’ny nify ve ianao?
➡️ Nify tapaka
➡️ Nify very
➡️ Tsy sahy mitsiky intsony
✨ Vahaolana tsotra sy tsara tarehy!
Manao solonify (prothèse dentaire) izahay
✔️ Madio sy voajanahary fijery
✔️ Mahazo aina tsara
😊 Avereno ny tsikinao sy ny fahatokisanao tena!
📍 Toerana: Imerina afovoany, ampitan'ny BNI
📞 Tel: 038 63 594 31
💬 Mandray commande sy manome torohevitra maimaim-poana

27/05/2026
🌸 FETIN’NY RENY 🌸💐 Omeo tsiky vaovao i Neny 💐Neny mendrika ho tsara tsiky sy hatoky tena isan’andro 🤍🦷 Fanaovana solonif...
26/05/2026

🌸 FETIN’NY RENY 🌸
💐 Omeo tsiky vaovao i Neny 💐
Neny mendrika ho tsara tsiky sy hatoky tena isan’andro 🤍
🦷 Fanaovana solonify (prothèse dentaire)
✔️ Tsiky voajanahary sy tsara endrika
✔️ Manamora ny fihinanana sy ny firesahana
✔️ Vita araka ny filan’ny tsirairay
🎁 Amin’izao fetin’ny reny izao,
Asehoy ny fitiavanao amin’ny alalan’ny tsiky tsara indrindra
📍 Imerina Afovoany, ampitan’ny BNI
📞 Tel: 038 63 594 31
💖 “Tsiky vaovao ho an’i Neny, fahasambarana ho an’ny fianakaviana” 💖

23/05/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Holinirina Holy, Kunami Norus

🦷✨ MITADY NIFY SOLOINA VE IANAO ? ✨🦷Raha very nify ianao na simba ny nifinao dia aza menatra intsony mitsiky 😊Misy vahao...
22/05/2026

🦷✨ MITADY NIFY SOLOINA VE IANAO ? ✨🦷

Raha very nify ianao na simba ny nifinao dia aza menatra intsony mitsiky 😊
Misy vahaolana tsara sy maharitra ho anao !

👉 Manamboatra prothèse dentaire (nify solonify) izahay: ✔️ Nify esorina (amovible)
✔️ Asa madio sy matihanina
✔️ Mifanaraka tsara amin’ny vava sy mahazo aina

💯 Mamerina ny tsikinao ho tsara sy matoky tena indray !

📍 Eto imerina afovoany
📞 Antsoy 0386359431 na manorata hafatra miafina raha mila fanazavana fanampiny

😁 TE-HITSY TSARA VE NY TSIKINANAO? 🦷Very nify? Tapaka na simba ny nify?👉 Aza manahy, misy vahaolana mety aminao!Karazana...
04/05/2026

😁 TE-HITSY TSARA VE NY TSIKINANAO? 🦷

Very nify? Tapaka na simba ny nify?
👉 Aza manahy, misy vahaolana mety aminao!

Karazana solonify ataonay :
✔️ Solonify tsotra
✔️ Solonify transparent
✔️ Solonify flexible
✔️ Solonify platine

💎 Prothèse dentaire kalitao
✅ Nify mitovy amin’ny tena izy
✅ Mahazo aina rehefa mihinana sy miresaka
✅ Mampiverina tsiky voajanahary sy tsara tarehy
✅ Maharitra sy vita amin’ny fomba matihanina

🎯 Mitsikia am-pahatokiana indray!

📍 Imerina Afovoany
📞 038 63 594 31

💬 Mandefasa message privé raha mila fanazavana fanampiny.

✨ Tsiky vaovao, fiainana vaovao!

😁 TE-HITSY TSARA VE NY TSIKINANAO? 🦷Very nify? Tapaka na simba?👉 Misy vahaolana tsotra sy mahomby ho anao!💎 Prothèse den...
28/04/2026

😁 TE-HITSY TSARA VE NY TSIKINANAO? 🦷

Very nify? Tapaka na simba?
👉 Misy vahaolana tsotra sy mahomby ho anao!

💎 Prothèse dentaire kalitao
✔️ Nify vaovao mitovy amin’ny tena izy
✔️ Mahazo aina rehefa mihinana sy miresaka
✔️ Mampiverina tsiky voajanahary sy tsara tarehy
✔️ Maharitra sy vita amin’ny fomba matihanina

🎯 Tsy mila menatra intsony ianao – mitsikia am-pahatokiana!

📍 Imerina afovoany
📞 038 63 594 31
💬 Mandefasa hafatra miafina raha mila fanazavana

✨ Tsiky vaovao, fiainana vaovao!

😀Tsiky vaovao ho anao       😀avereno indray ilay tsiky tsara tarehinao iny.   Izahay dia manao solonify isan-karazany  a...
10/04/2026

😀Tsiky vaovao ho anao
😀avereno indray ilay tsiky tsara tarehinao iny.
Izahay dia manao solonify isan-karazany amin'ilay qualité tena tsara sady mafy no azo hitsakoana tsara
Afaka manohy ny tapaka koa izahay a
Manery raha sanatria malalaka
🤗ka inona no andrasana fa afaka tonga de miantso avy hatrany na mandefasa mp
📞0386359431
🚨Tsy dentiste izahay fa mpanao solonify fotsiny🚨

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Esther manitra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category