RTS DarkZone Gaming

RTS DarkZone Gaming 🎮WHERE GAMERS RESPAWN AS LEGENDS🔥
RTS = Real Tech Studio
DEVELOP • CREATE • DOMINATE
Do the right thing, even without applause. 👏

Efa mba mety kosa😅Tsy aiko hoe i Styv Itadori ve sa i Na Hary no mitovy amin’ity chauffeur ity😆Gasy voloany nahavita cus...
20/08/2026

Efa mba mety kosa😅
Tsy aiko hoe i Styv Itadori ve sa i Na Hary no mitovy amin’ity chauffeur ity😆
Gasy voloany nahavita custome map multi BUSSID 😽


Création A à Z by RTS DarkZone Gaming 🇲🇬Logiciel ahafahanao mamorona map vaovao amin’ny BUSSID nefa tsy mila mikitika ma...
17/08/2026

Création A à Z by RTS DarkZone Gaming 🇲🇬
Logiciel ahafahanao mamorona map vaovao amin’ny BUSSID nefa tsy mila mikitika map original akory. Tsy miankina amin’ny fitaovana hafa fa mahaleotena.
Tsy map ihany anefa ny vitany fa afaka manavaka ny assets rehetra izy (filtre by mesh, gamesobjet, texture…) (filtre by category: JB001, traffic…)
Afaka anaovana replace obj, replace texture nefa tsy mila blender atao reference intsony.
Afaka anaovana ajouter obj vaovao sy texture vaovao nefa tsy ilaina unity akory😊

Ho avy tsy ho ela, aza adino ny manaraka ny page🫶🏻

ETO AHO DIA SAHY MILAZA HOE: NY MALAGASY NO NAHAVITA NAMORONA TOOLS MAFY INDRINDRA AMIN’NY MODDING BUSSID.

Ato ve ty bandy ty?😅Mba nanao test map vaovao atao multi amin’ny bussid ah de tsy napiko code moa le room de tafiditra i...
14/08/2026

Ato ve ty bandy ty?😅

Mba nanao test map vaovao atao multi amin’ny bussid ah de tsy napiko code moa le room de tafiditra izy😅

Saika hanontany fotsiny ah hoe nitontona taiza zany ngiah satria tsy mbola nanana ilay map manko😅😹
Juste question fotsiny

🇲🇬

Mbola test fotsiny le tanana original teo aloha fa ilay manampy tanana vaovao toy izao mihintsy ny tanjona😊Tsisy bedy am...
14/08/2026

Mbola test fotsiny le tanana original teo aloha fa ilay manampy tanana vaovao toy izao mihintsy ny tanjona😊
Tsisy bedy am resaka serveur ilay izy🫢😋

Dizidizina tampoka tato angamba ilay AI de niteny hafahafa😭 miala tsiny ho an’izay tratrany…Zany eo ihany fa merci la fa...
14/08/2026

Dizidizina tampoka tato angamba ilay AI de niteny hafahafa😭 miala tsiny ho an’izay tratrany…
Zany eo ihany fa merci la famille 😋 +300k vu tsika zao😋

Fotoana vitsy no isaina dia afaka mirehareha eran’izao tontolo izao isika community Malagasy amin’ny tontolon’ny BUSSID ...
12/08/2026

Fotoana vitsy no isaina dia afaka mirehareha eran’izao tontolo izao isika community Malagasy amin’ny tontolon’ny BUSSID Mod satria hahavita zavatra goavana🇲🇬

Na izany: aza adino foana ny manohana ny mpamorona😊

Farany: izaho tsy miraharaha na Team an’iza ianao, na avy aiza fa ny fantatro dia Malagasy isika dia community 1 ihany🇲🇬

Aza adino ny manaraka ny pejy sao ianao ny tara tsy aharaka ny vaovao manaraka🔥

🔥
🇲🇬

Mamy anie lesy zany hoe manao multi lah de trano gasy sy zavatra gasigasy no ita e😋Test numéro 2… efa milamina daholo😋😁 ...
10/08/2026

Mamy anie lesy zany hoe manao multi lah de trano gasy sy zavatra gasigasy no ita e😋
Test numéro 2… efa milamina daholo😋😁


Mise à jour disponible : PBS Map Studio 0.9.6 (Paid Beta) 🚀Grâce à vos retours précieux, notre équipe a corrigé les bugs...
07/08/2026

Mise à jour disponible : PBS Map Studio 0.9.6 (Paid Beta) 🚀
Grâce à vos retours précieux, notre équipe a corrigé les bugs signalés ! Un immense merci à la communauté pour votre aide dans l'amélioration du logiciel.

Quoi de neuf ?
• Corrections de bugs et stabilité renforcée.
• Workflow visuel ultra-rapide pour créer vos routes et terrains sans Blender.
• Gestion simplifiée du trafic, des lignes de bus et des décors (végétation, poteaux JIRAMA).

Télécharger la mise à jour : https://rts-darkzone-gaming.pages.dev/pbs-map-studio

Version d'essai gratuite (60 min) :Vous pouvez tester l'éditeur gratuitement (limité à 1 000 m de routes au total).

Attention : Une connexion Internet active ainsi qu'une date et heure système correctes sont requises pour lancer l'essai.

Pour basculer sur une version payante sans limite (Monthly à 35 000 Ar ou Annual), contactez directement l'équipe RTS sur WhatsApp au +261 33 46 421 56.

Découvrez PBS Map Studio 0.9.6 Paid Beta, un éditeur visuel indépendant pensé pour les créateurs de cartes Proton Bus.

GTA ny niandohana, de mbola GTA ihany koa ny hiafarana🥰GTA Forever🫶🏻Hamita logiciel BUSSID MAP EDITOR, de hamoka mise a ...
05/08/2026

GTA ny niandohana, de mbola GTA ihany koa ny hiafarana🥰
GTA Forever🫶🏻

Hamita logiciel BUSSID MAP EDITOR, de hamoka mise a jour PBS Map studio… de retour GTA amizay✨



Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 11:00 - 12:05
Tuesday 11:00 - 00:05
Wednesday 11:00 - 12:05
Thursday 11:00 - 12:05
Friday 11:00 - 12:05
Saturday 11:00 - 12:05
Sunday 01:00 - 17:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when RTS DarkZone Gaming posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category