Kitty Karaoké

Kitty Karaoké 🎤🎙️

Malahelo anareo hono izy fa avia amin'izay ka😂
21/09/2025

Malahelo anareo hono izy fa avia amin'izay ka😂

🥰❤️❤️Faly aho tena faly❤️🥰Merci anlisany ranga anMilay lisany
03/09/2025

🥰❤️❤️
Faly aho tena faly❤️🥰
Merci anlisany ranga an
Milay lisany

Ao izay👌👌👌Ka tongava aty aminay raha misy ato arrosage e😋😋Manomboka   izao indray izahay vao mivoha anMaka aina kely fot...
06/07/2025

Ao izay👌👌👌
Ka tongava aty aminay raha misy ato arrosage e😋😋
Manomboka izao indray izahay vao mivoha an
Maka aina kely fotsiny

Izay tonga mirevy aty aminay androany alohan'ny amin'ny 12ora antoandro mahazo tsaky poisson (d'avril) 1😋🤣⏰⏰
01/04/2025

Izay tonga mirevy aty aminay androany alohan'ny amin'ny 12ora antoandro mahazo tsaky poisson (d'avril) 1😋🤣⏰⏰


Lahady izao misokatra ny annexe AmbohitrakelyMisy sakafo Grillades isakarazanyTongava maro
21/02/2025

Lahady izao misokatra ny annexe Ambohitrakely
Misy sakafo

Grillades isakarazany
Tongava maro

Tratry ny fetin'ny mpifankatia daholo eIzay couple tsara feo indrindra sy mahay mampiarapeo androany ato aminay dia maha...
14/02/2025

Tratry ny fetin'ny mpifankatia daholo e
Izay couple tsara feo indrindra sy mahay mampiarapeo androany ato aminay dia mahazo cadeau surprise kely 🥰🥰
Sary tsy misy hidirany 😋tsy io ilay cadeau fa lasa tsy surprise ndray raha tonga dia aseho
Sary fampilendalendana io😋🍽️

Kitty mihira foana mihitsy na tsy mahay🤣🤣🤣
31/01/2025

Kitty mihira foana mihitsy na tsy mahay🤣🤣🤣

Aleo fa asiako tsaky an'io ato na somary lafo ary😋🤣
20/01/2025

Aleo fa asiako tsaky an'io ato na somary lafo ary😋🤣

Merci nandalo
29/11/2024

Merci nandalo

15/11/2024

Iza le namanareo tsy mpandoha kôtikôta iny mihitsy fa manao mimi foana😂😂
Tairo mentinnéo ho tonga saina😂

Iza no ho aiza rahampitsoTongava aty aminay fa milay be ito anVazo sy gitara miaraka amin'i   Afaka mihira koa ianareo d...
31/10/2024

Iza no ho aiza rahampitso
Tongava aty aminay fa milay be ito an
Vazo sy gitara miaraka amin'i
Afaka mihira koa ianareo dia izy mitendry 🎸🎸
Raha Karaoké ny tianareo halefantsika 🎤🎤
Te handihy ianareo ampandihizina💃🕺
Boisson amin'ny vidiny mirary
Tsaky2 matsiro
Tsy matahotra jiro tapaka 😋
Lisany sisa no andrasana 🥰🥰🥰
Entrée libre fa consommation obligatoire 🙂
Tongava maro e

Sady misotrosotro no mihinana tsaky no mimeme😁😁😁Tongava ary amin'ny   izao aty amin'ny Kitty Karaoké    e
11/09/2024

Sady misotrosotro no mihinana tsaky no mimeme😁😁😁
Tongava ary amin'ny izao aty amin'ny Kitty Karaoké e

Address

Ivandry
Antananarivo

Opening Hours

Tuesday 00:00 - 22:00
Wednesday 11:00 - 22:00
Thursday 11:00 - 22:00
Friday 11:00 - 22:00
Saturday 11:00 - 22:00
Sunday 11:00 - 22:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kitty Karaoké posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category