30/04/2026
🤭 Sahirana kely dia tsy nahazo sary tsara 🥺.
Tsy voatery ireny motif eto amin'ny page ireny uhany anie no afaka réalisé-na fa izay motif tianareo ihany koa eh 🥰( izay no mahatonga azy personnalisé ✨).
Ity izao izy tena safidiny ny natao motif coquillage 3D ireny ( Ilay Otrany tena izy mihintsy 🐚).