Espace trois fy plus

Espace trois fy plus Espace et piscine et restaurent

Izahay eto amnin'ny Espace trois fy plus dia mankasitraka indrindra anareo izahay nisafidy ny niaraka taminay ny alatsin...
18/04/2022

Izahay eto amnin'ny Espace trois fy plus dia mankasitraka indrindra anareo izahay nisafidy ny niaraka taminay ny alatsinainy p***a izay tonga maro tokoa 🙏👍🥰
Amin'ny manaraka indray eeeehh😘

12/04/2022

Miarahaba tompoko!
Noho ny olana aratekinika dia hisy fahatapahana ity page Espace trois fy plus ity koa ho anao izay mila fanazavana mikasika ny toerana dia tsara tonga de miantso avy hatrany ny tompon'andraikitra :0346875120/0330793316
Koa mamerina ny fialatsiny indrindra tompoko 🙏

Te hitsangatsangana ampilaminana miaraka @ fianakaviana ve ianao? Tongava hiaraka aminay Toerana milamina sy malalaka ts...
07/04/2022

Te hitsangatsangana ampilaminana miaraka @ fianakaviana ve ianao? Tongava hiaraka aminay Toerana milamina sy malalaka tsara misy izay ilainao ,sakafo isa karazany,piscine sahaza ny rehetra parking gardé, sécurité azo antoka, toerana tsy lavitriny tanan_ dehibe koa fandrio dien'izao chalet izay itoeranao vidim_pidirana mirary tongava soa tompoko tel 0330793316/0346875120

Hôtel trois fy plus ety Ambohitrimanjaka no misy anay 🏨Toerana milamina sy tsara rivotra  ny parking sécurisé sady malal...
23/03/2022

Hôtel trois fy plus ety Ambohitrimanjaka no misy anay 🏨
Toerana milamina sy tsara rivotra ny parking sécurisé sady malalaka tsara
Chambre simple
Heure de pause :2h :20.000ar
Journée nuitée :35.000ar
Chambre familiales
Journée nuitée :60.000ar
Contact 038 30 129 20/033 07 933 16

Vita soa ny Hotel trois fy plus ambohitrimanjaka ko miandry anao izahay na avy any @ faritany na tana dehibe na ety @ ma...
27/01/2022

Vita soa ny Hotel trois fy plus ambohitrimanjaka ko miandry anao izahay na avy any @ faritany na tana dehibe na ety @ manodidina, toerana milamina sy tsara rivotra, parking securise, hisokatra manomboka 31/01/22 ho avy zao tongava soa fa vonona ny handray anareo ampitiavana izahay

Vita soa ny HOTEL Trois fy plus eto Ambohitrimanjaka hisokatra manomboka ny 1ere fevrie 2022/ity 24/24 ary 7/7 koa ilaza...
17/01/2022

Vita soa ny HOTEL Trois fy plus eto Ambohitrimanjaka hisokatra manomboka ny 1ere fevrie 2022/ity 24/24 ary 7/7 koa ilazao ny namana sy tapaka ary ny havana fa vonona ny handray anareo ampitiavana izahay misy ny chambre ho an'i olon droa sy ny chambre ho an'ny fianakaviana ato @ faritra misy ny espace ihany no misy azy

Izahay ekipa rehetra eto @ Espace trois fy dia faly miarahaba an'I Aina sy Niando nahazo tokatrano vao ka ho lamban'akoh...
03/01/2022

Izahay ekipa rehetra eto @ Espace trois fy dia faly miarahaba an'I Aina sy Niando nahazo tokatrano vao ka ho lamban'akoho eh,izy ireo mo no nisantatra ny espace t@ ity taona 2022 ity mirary soa indrindra tompoko

Izahay eto amin'ny espace trois fy plus,dia faly miarahaba anao nahatratra ity taona vaovao 2022 ity mirary soa indrindr...
03/01/2022

Izahay eto amin'ny espace trois fy plus,dia faly miarahaba anao nahatratra ity taona vaovao 2022 ity mirary soa indrindra tompoko

Izahay eto amin'ny Espace trois fy plus tompoko dia mampandre antsika fa tsy misokatra  25_31 décembre ary ny 2janvier 2...
21/12/2021

Izahay eto amin'ny Espace trois fy plus tompoko dia mampandre antsika fa tsy misokatra 25_31 décembre ary ny 2janvier 2022 ko dia mirary fety sambatra ho antsika sahady samy ho tahin'Andriamanitra daholo eh 🥳 🥰😘

Efa vacance indray ny ankizy zao    ny Espace trois fy plus dia vonona hatrany ny handray  anareo ampitiavana.ireto avy ...
23/07/2021

Efa vacance indray ny ankizy zao ny Espace trois fy plus dia vonona hatrany ny handray anareo ampitiavana.ireto avy ny zavatra misy ato aminay piscine🏊🏻‍♂️ parc d'attraction.🚵baby foot.billard, terrain de sport salle de karaoké🎤 ,resto bar,🍜🍻salle de zumba,salle de musculation🏋️🏋️ koa tongava soa eh 🤩🤩

Espace trois fy plus Ambohitrimanjaka ilay toerana kanto sy milamina tsara ary mbola vonona hatrany ny hanome fahafaham-...
21/06/2021

Espace trois fy plus Ambohitrimanjaka ilay toerana kanto sy milamina tsara ary mbola vonona hatrany ny hanome fahafaham-po ho anao mpanjifa ato aminay, koa tongava soa. marihana fa misy kazany roa (2) ny salle ato aminay izay mahazaka 150p sy 300p koa manana safidy tsara ianareo parking moa tena malalaka tsy Mbola nisy fihovana ny tarif ato aminay mba ho fifampitsinjovana aza misalasala miantso avy hatrany fa vonona ny hamaly anao ampitiavanabe izahay na Tonga de ao @ mp,koa mirary soa indrindra o!0346875120/0330793316/0343958895

Address

Ambohitrimanjaka
Antananarivo

Telephone

+261346875120

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Espace trois fy plus posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Establishment

Send a message to Espace trois fy plus:

Share