10/06/2026
๐ฅ๐ฅ COURS M .A.O MADAGASCAR ๐ฅ๐ฅ
@ ๐๐ฉ๐ฎ ๐ซ๐ค๐ก๐๐ฃ๐ ๐๐ค๐ฃ๐ ๐๐ฉ๐ฎ ๐๐๐ ๐๐๐ฏ๐๐ง๐ ๐ฉ๐ง๐๐๐ '๐๐๐ ๐ข๐๐ง๐ค๐ข๐๐ง๐ค ๐๐ค๐๐ฃ๐ฉ๐จ๐๐ ๐ ๐๐๐ค :
๐ COURS PRรSENTIEL
๐ TUTORIEL VIDEO COMPLET
๐ 8 projets midi diffรฉrents ( data )
๐ 8 prรฉsets addictive drums 1 sy 2
Ireto avy ireo modules 5 hianarana mivantana na anaty tutoriel vidรฉo complet :
โ
RรGLAGE ELEMENETS BATTERIE ( crรฉation prรฉset )
Izay miantoka ny 75% ny qualitรฉ n instrumentale hataonao ( tsara kokoa raha ny signal no atao tsara rรฉglage fa ts any @ mixage (effet d'insert) vao maka qualitรฉ)
โ
COMPOSITION INSTRUMENTALE
Ny fomba fanaovana composition instrumentale @ gadona anaki8 izay tinao sy fampiasa matetika.
Hianarana ny : * Emplacement elements
* Vรฉlocitรฉ
* Quantification ( binaire , ternaire)
* Break ( roulement)
* Folaka , intro, couplet, ref, ending...
Slow, reggae, sud af, Sega, zouklove, afrozouk, afro salegy, pop, tsapiky, salegy .
โ
MIXAGE INSTRUMENTALE
Hianarana ny tokony Hasiana effets sy ny ts tokony asina , ny effets tokony ampiasaina.
Ballance , panoramique
Hianarana ny fikafika mba hampi-groove tsara ny instru kanefa tsy Mi-Saturรฉ .
โ
PRISE VOCAL & MIXAGE
*Hianarana ny tokony hatao alohan'ny hanao rec, anatiny rec,
*Hianarana ny traitement vocal ( correction, ajustement volume, synchronisation)
* mixage lead, duo, trio, chลur, chorale
*Ny effet tokony hampiasaina : insert / send
Dimension verticale ( Dinamique, frรฉquence)
Dimension horizontale ( panoramique)
Dimension profondeur ( delay reverb)
* Ballance .
โ
MASTERING
Maro no sahirana @ ity etape farany ity satria any vao mitady fahagagana ๐ค, kanefa tokony mifampiankina atrany amboalohany io ,
Rehefa arahintsika antsakany sy andavany ireo rehetra ireo dia ho mora ny รฉtape MASTERING.
Fomba azahoana qualitรฉ Mandona tsara, mafy ( manaraka norme), tsy misy saturation .
Misy vdรฉos vitsivitsy ireo ho fanehoana ireo santionany ny zavatra ho ampianariko anao .
Raha mahaliana anao ary dia midira MP @ page avy atrany na miantso ny Laharana :
0342215750
0336653897
Compte perso : Fanomezantoky Azaria
MIRARISON Hoantsika rehetra ๐