Thl.Mdg.

Thl.Mdg. 💌 Bienvenue dans l’univers Thl.Mdg. Là où les mains créent, le cœur inspire et l’artisanat malgache prend vie. ✨🇲🇬

IG : thl.mdg / 📞+261384755734

09/06/2026

Volana est carrément notre BEST SELLER 2025-2026 🌟 c’est non négociable ! 😍😍

Thl.Mdg. : la bonne adresse pour le Vita Malagasy 🇲🇬 Have a good day les filles. Nous restons à votre disposition 🙃 n’ou...
09/06/2026

Thl.Mdg. : la bonne adresse pour le Vita Malagasy 🇲🇬

Have a good day les filles. Nous restons à votre disposition 🙃 n’oubliez pas de défiler la page vous trouverez sûrement votre coup de cœur ❤️

Efa nisy nahazo ilay Modèle vaovao ao an, aza adino mandefa sary sy retour anay 🎁🍁🌺 Manana choix maro ianareo ato sady m...
09/06/2026

Efa nisy nahazo ilay Modèle vaovao ao an, aza adino mandefa sary sy retour anay 🎁🍁🌺

Manana choix maro ianareo ato sady miisa 3 ny loko vonona azo alaina aminazy 😊🥰🥰

Iza ny tinao? Malalaka tsara ny safidy 😍

(15cm hauteur/ 22cm longueur)

08/06/2026



Tinareo ve ? 😍😍 mafatifaty kely loatra sa ahoana hoy ianareo? 🌸🌸

Mbola tsy misy anarana izy. Ho avy tsy ho ela eo ihany ny ametahanareo ny anarany ☺️☺️😁😁

✅ DISPONIBLE

07/06/2026

NEW IN / HANDMADE in 🇲🇬
By Thl.Mdg.

Vaovao vao nivoaka be 😍😍mila ianao anisany voalohany mahazo an’ity COLLECTION vaovao tsara be ity 🥰🥰

MODÈLES unique faits mains par nos meilleurs artisans.
Un gros max de soutien pour eux, pour nous et pour Mada🤍

Dimensions : 15cm h/ 22cm long

📦Livraison partout à Madagascar

Hello tout le monde. 🙃☺️ J’espère que vous allez bien. Hampafantatra kely anareo aho, manomboka rahapitso misy commercia...
07/06/2026

Hello tout le monde. 🙃☺️ J’espère que vous allez bien.

Hampafantatra kely anareo aho, manomboka rahapitso misy commercial miditra ato aminy page mamaly sy mijery izay message anareo sy ireo fanontaniana manitikitika anareo rehetra !

Tsy Thl. direct intsony no mamaly fa efa misy équipe eo mahavoafehy informations rehetra.

Cependant, je reste disponible sur le numéro suivant : 0384755734 (& ou Whatsapp)

À bientôt 😍😍

INSÉPARABLE 🌙Tsy mahazo misaraka amin’ito vokatra mahafatifaty kely ito ❌🤍
04/06/2026

INSÉPARABLE 🌙
Tsy mahazo misaraka amin’ito vokatra mahafatifaty kely ito ❌🤍

02/06/2026

Efa vonona ve ianareo handray Collection vaovao??❤️‍🔥❤️‍🔥

Mino aho fa ho tianareo ity indray mitoraka ity !

Efa misy modèle mitovy aminy tena tianareo be ary hainareo ilay modèle vao mijery eto ianareo fa misy zavatra vaovao novaina sy nampiana fotsiny ao 🙃🙃

Ho avy tsy ho ela … 🥰🥰🥰

01/06/2026

Coup de cœur de presque tout le monde 🥹🥰🥰

Rehefa misy Volana en stock dia faly daholo ny mpanaraka an’i Thl 😁🌸🌸

Address

Antananarivo
105

Opening Hours

Monday 08:00 - 19:00
Tuesday 08:00 - 19:00
Wednesday 08:00 - 19:00
Thursday 08:00 - 19:00
Friday 08:00 - 19:00

Telephone

+261384755734

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Thl.Mdg. posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category