Razafiarison Francis-Francis TURBO

Razafiarison Francis-Francis TURBO Leha, Kanto, Alavoly sy Kolontsaina marolafy - Voyage, Arts, Loisirs et Multiculture

21/07/2026

Antananarivo- Mandritsara. Andalovana avokoa na LP4, na LP6 sy LP32.
Miala alarobia tolakandro (14h30) etsy Andohatapenaka (Gare Maki) dia tonga zomà maraina be (2h30) any Mandritsara.
Taxi-brousse Sprinter.
Goudron tsara/ratsy + lalan-tany ndreky lapoussiera.
Alô tsika !




31/03/2026

'Nda ho any FIRAVAHANA ! Izy dia kaominina iray amin'ireo ao anatin'ny Distrikan'i Fenoarivobe.
Distrika roa monja no mamorona ny faritr'i Bongolava dia i Tsiroanomandidy sy i Fenoarivobe.
Niainga vao mangiran-dratsy teo Miarinarivo izahay. Tonga tao Firavahana tamin'ny folo ora sy sasany maraina. Lalana 60 km atao adiny 5 eo ho eo amin'ny fiara Sprinter. Andalovana Ambatomanjaka, Bedasy, Antsampanana...
Misy endrika itoviany amin'ny any amin'ny faritra Ihorombe ny endrintany sasany.
(Mes vidéo sont toutes de format paysage, veuillez tourner votre téléphone pour une meilleure lecture).
Raha te hijery vidéo hafa ianao dia tsidiho ny : https://www.youtube.com/





Address

II B 275 Mahalavolona, Andoharanofotsy
Antananarivo
102

Telephone

+261320491145

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Razafiarison Francis-Francis TURBO posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Establishment

Send a message to Razafiarison Francis-Francis TURBO:

Shortcuts

Share

Category