Nofy Andria

Nofy Andria Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Nofy Andria, Poet, Antananarivo.

20/09/2024
😍😍
31/05/2024

😍😍

"TOLOKO" Ny horakoram-pifaliana reko omaly hariva No nahalasa ny vinaniko, hitodika amin'lasaNy ao izao ho korΓ na miampy...
24/05/2024

"TOLOKO"

Ny horakoram-pifaliana reko omaly hariva
No nahalasa ny vinaniko, hitodika amin'lasa
Ny ao izao ho korΓ na miampy feon'antsiva fa..
Ny ahy kosa rahampitso, hisokatra ireo ratra

Neny a! tonga ho mpitsabo aho fa afa-panadinana
Niezaka nahatratra an'ireo tanjotsika tamin'izany
Ny eto hoy aho nanofy fa niandry anao hamihina
F'indrisy ry Neny tiako a...niangatra ny tany

Nipitrapitra kely nahita an'ireto namako manantona ny Reniny
Miara maka sary, miaraka mifaly fa tontolo andro feno tsiky
Ny ahy tsy toy izany ary tena tsy haiko hafenina
Fa na aza aho faly ihany dia... ny alahelo anao nikiky

.... ✍️ NOFY A.
24/05/24
14h35

πŸ˜‚πŸ˜‚πŸ˜‚
18/04/2024

πŸ˜‚πŸ˜‚πŸ˜‚

Lasam-borona honoπŸ˜‚πŸ˜‚za ve nahalalaπŸ˜†
08/04/2024

Lasam-borona honoπŸ˜‚πŸ˜‚za ve nahalalaπŸ˜†

Tadidiko foanaπŸ˜πŸ˜‚πŸ˜‚πŸ˜‚
27/02/2024

Tadidiko foanaπŸ˜πŸ˜‚πŸ˜‚πŸ˜‚

SAMBARA"Tsy mila anao hiangavy na koa hiladiladyMihitsy hanao voady amin'zay mety mbola ho avySatria, tonga aho hamarana...
21/02/2024

SAMBARA"

Tsy mila anao hiangavy na koa hiladilady
Mihitsy hanao voady amin'zay mety mbola ho avy
Satria, tonga aho hamarana ny lasatsika rehetra
Intsony koa tsy hitomany fa vonona ny hametra

Ny fitaka natao no nahatonga 'zany fery
'Lay 'zaho nitia nadio tanaty tsy fahalalana
Fa mamela anao tanteraka na aza nisy ireny
Ka mitso-drano hoe"sambara ianao malala"

Aza mieritreritra ny foko ho tomany
Fa ho sitrana eny' zany na aza tsy androany
Fa teny tsotra monja ary haveriko eto ihany
"Mamela anao i Nofy dia mirary soa hatrany"

Mpanoratra :Nofy

TSOTR'IZAOHerinandro izay no niresahatsika dia...Ampy nahalalako fa tia anao ny fokoIanao nandray ahy ho namana fa ny ah...
16/02/2024

TSOTR'IZAO

Herinandro izay no niresahatsika dia...
Ampy nahalalako fa tia anao ny foko
Ianao nandray ahy ho namana fa ny ahy toa hafa mihitsy
Ka indro hifonako eto raha toa ka hadisoko

Fa raha ny miafina ato am-poko?
Saro-piaro kely rehefa iny ianao tsy hita
Dia ny rindrinao matetika no ataoko tsara sava
Na ny namako aza gaga...
Mihitsy raha nilazako fa mifankatia isika
Ka aza tsiny indrindra fa... izay 'lay "TIA" angamba

....✍️NOFY

Miala tsiny amin'zay Mars aloha eπŸ˜†πŸ˜‚πŸ˜‚πŸ˜‚
13/02/2024

Miala tsiny amin'zay Mars aloha eπŸ˜†πŸ˜‚πŸ˜‚πŸ˜‚

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Nofy Andria posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category