Vohitriniaina

Vohitriniaina Centre de loisirs à Vontovorona.

Misokatra toy ny mahazatra izahay manomboka amin'ny 09 Ora maraina ka hatramin'ny 05 Ora Hariva.Tsy miova hatrany ny Vid...
10/01/2026

Misokatra toy ny mahazatra izahay manomboka amin'ny 09 Ora maraina ka hatramin'ny 05 Ora Hariva.
Tsy miova hatrany ny Vidim-pidirana :
5 000Ar/8 000Ar
Raha mila fanazavana fanampiny dia afaka mandefa hafatra miafina na antsoy ny laharana
📞034 21 975 31

25/10/2025

Efa mafana ny andro eh! 😃☀️

Tsy lavitra an'i Antananarivo anefa ambany vohitra kely no misy an'i Vohitriniaina Vontovorona.
Toerana milamina sy mahafinaritra izay manambatra ny natiora🌳🌹, ny Rano🚣🏼 ary ny fialam-boly🏊🏼🏀.
Mety amin'ny fianakaviana, namana, na fialan-tsasatra tsotra👌🏼

📞 034 21 975 31 / 033 33 673 43

La douceur de vivre au bord du Lac Itasy vous attend à Vohitriniaina Ampefy.
25/07/2025

La douceur de vivre au bord du Lac Itasy vous attend à Vohitriniaina Ampefy.

Vohitriniaina Ampefy 🏝🏞
22/07/2025

Vohitriniaina Ampefy 🏝🏞

Faly Miarahaba antsika rehetra 😃Efa akaiky ny fety koa mampafantatra anareo izahay fa misokatra soamantsara ny Loisirs V...
11/04/2025

Faly Miarahaba antsika rehetra 😃
Efa akaiky ny fety koa mampafantatra anareo izahay fa misokatra soamantsara ny Loisirs Vohitriniaina ny Alatsinainy ny P***a.
Manomboka amin'ny 07Ora maraina ny vavahady no misokatra amin'io fotoana io ary tsy miova ny vidim-pidirana, koa tongava maro ary 😉
Raha mila fanazavana fanampiny dia afaka mandefa hafatra miafina na miantso ny laharana etsy ambany.

Miarahaba antsika rehetra.Vohitriniaina Ampefy dia misokatra hatrany ary manana tolotra sy zava-baovao ho an'ireo izay m...
06/04/2025

Miarahaba antsika rehetra.
Vohitriniaina Ampefy dia misokatra hatrany ary manana tolotra sy zava-baovao ho an'ireo izay mikasa ny hiala sasatra sy hiala voly any an-toerana koa tongava maro.

Informations et Réservation au : 034 66 454 69

Vohitriniaina dia toerana mendrika ho an'ny fialan-tsasatra miaraka amin'ny sakafo manan-tsiro sy tolotra feno fitiavana...
01/03/2025

Vohitriniaina dia toerana mendrika ho an'ny fialan-tsasatra miaraka amin'ny sakafo manan-tsiro sy tolotra feno fitiavana.
Jereo anie eeeee😉

Raha mitady toerana fialam-boly sy fitsangatsanganana miaraka amin'ny fianakaviana na ny namana ianao, dia manasa anao h...
01/03/2025

Raha mitady toerana fialam-boly sy fitsangatsanganana miaraka amin'ny fianakaviana na ny namana ianao, dia manasa anao ho tonga aty Vohitriniaina ☺️.
Mbola misokatra sy mandray mpanjifa hatrany izahay ny Alatsinainy ka hatramin'ny Alahady, manomboka amin'ny 09 Ora maraina.

Mirary Krismasy feno fifaliana ho antsika rehetra🎅🎄Ho antsika izay te hialavoly sy hitsangatsangana dia misokatra foana ...
25/12/2024

Mirary Krismasy feno fifaliana ho antsika rehetra🎅🎄

Ho antsika izay te hialavoly sy hitsangatsangana dia misokatra foana izahay eto Vohitriniaina Vontovorona / Ampefy manomboka amin’ny 09 Ora maraina hatramin’ny 05 Ora hariva.


034 21 975 31

Ouverture Vohitriniaina Ampefy  (pâque 2024) ( ambatomboro , à gauche de l'îlot de la Vierge) .Belle vue sur le grand la...
01/04/2024

Ouverture Vohitriniaina Ampefy (pâque 2024) ( ambatomboro , à gauche de l'îlot de la Vierge) .
Belle vue sur le grand lac d'ampefy 🤩
Endroit calme et sereine 🤩
Chambre ,service de restauration sur place 😊, loisirs (piscine , kayak, balançoire, trampoline,....)
Vener nombreux 🙂🙂

📣 VOHITRINIAINA AMPEFY AU BORD DU LAC ITASYHo antsika izay te hivoaka kely an'Antananarivo ihany koa dia efa misokatra h...
28/03/2024

📣 VOHITRINIAINA AMPEFY AU BORD DU LAC ITASY

Ho antsika izay te hivoaka kely an'Antananarivo ihany koa dia efa misokatra ho antsika izao ny Vohitriniaina Ampefy au bord du Lac Itasy 🥰

Misokatra manomboka amin'ny Pâque sy Lundi de Pâques !

📌Misy ireo activités maro samihafa :

- Piscine
- Kayak
- Trampoline
- Balançoire
- Chalets
- Service de Restauration

Misy chambre ihany koa ho antsika izay hisafidy hijanona eny an- toerana🏡

Koa tongava maro ary e !

Tel : +261 34 66 454 69

Faly miarahana antsika rehetra 🙂Toy ny isan-taona dia misokatra ny Espace et Loisirs Vohitriniaina ny Alatsinainy ny P**...
28/03/2024

Faly miarahana antsika rehetra 🙂

Toy ny isan-taona dia misokatra ny Espace et Loisirs Vohitriniaina ny Alatsinainy ny P***a 01 Aprily 2024.

Hisy amin'io fotoana io ny animation DJ + ZUMBA PARTY

Koa manasa antsika rehetra ho tonga maro fa malalaka ny toerana !

Address

Près Du Lac Vontovorona
Antananarivo
102

Telephone

+261342197531

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vohitriniaina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Establishment

Send a message to Vohitriniaina:

Share