Karaoké Taratra Andriampamaky

Karaoké Taratra Andriampamaky Timain KaraX������

Andao mba iaraka hankafia Demi_final be ty . Tongava aloha2 maka toerana sady misotro2 miaraka TSY MISY VIDI-MPIDIRANA W...
25/08/2025

Andao mba iaraka hankafia Demi_final be ty . Tongava aloha2 maka toerana sady misotro2 miaraka
TSY MISY VIDI-MPIDIRANA
WIFI GRATUIT
Tohizana Bal fa andresy isika 🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬

Misaotra ny ekipan  Maizim-bolana🌒🌑 nandalo tato aminay 🙏Manasa atsika hatrany hitsidika Tompoko 🥰 fa vonona ny anome fa...
18/07/2025

Misaotra ny ekipan Maizim-bolana🌒🌑 nandalo tato aminay 🙏
Manasa atsika hatrany hitsidika Tompoko 🥰 fa vonona ny anome fafampoh anareo hatrany izahay ❤️❤️

04/01/2025
Bonne année daholo e🎊●Offre vaovao be hoantsika rehetra te hifety na anao fivoriam_pianakavina ohatra na fifampiarabana ...
04/01/2025

Bonne année daholo e🎊
●Offre vaovao be hoantsika rehetra te hifety na anao fivoriam_pianakavina ohatra na fifampiarabana taona vao2 na anniversaire .
●Afaka privatiséna ny toerana (ianareo mianakavy irery no ao zany 😁) 150pers Max
■Raha Alatsinainy hatramin alakamisy 200.000ar 1journée 8h à 20h
■Zoma hatramin alahady 300.000ar 8h à 20h 1journée
■Misy ny boisson rehetra
■Tsakitsaky
■Afaka micommande tsaky 🍡🍗
Réservation minimum 1semaine aloha
●●Mivarotra vary iany koa izahay , mandray vonona zany ianareo amizay complet daholo ny fianakavina fa tsy misy hoe mahandro sakafo
♤♤INCLUS : ■Sonorisation pour orchestre ra misy mpitendry ny fianakaviana (batterie🥁 iany no iantohanay fa ny 🎹🎸🎺 no hoentinareo😉😉
■Karaoké izay laninareo 🎤🎤
■couvert pour 50pers 😉
■Connexion gratuit (STARLINK)🔥🔥
●Réserveo dien zao ary fa ho raisinay mafinaritra be daholo 😘
■■■Réservation Obligatoire
Toerana Andriampamaky
Pour plus d'infos :0348335393/0338026334
Mirary soa e😘

25/12/2024

Salama daholo e Miezaka ny manome ny tsara indrindra hoanareo hatrany ny Karaoké Taratra Andriampamaky . Manaova fety milay be daholo e 🎉🎊

Tode manomboka androany ary e 🥰Mividy +de 20.000ar laisany de mahazo mot de pass WIFI ( illimité sady milala2 be 😉😉 ) ST...
05/10/2024

Tode manomboka androany ary e 🥰
Mividy +de 20.000ar laisany de mahazo mot de pass WIFI ( illimité sady milala2 be 😉😉 ) STARLINK
Chargeo tsara ny phone 🤳
Karaoké Taratra Andriampamaky

04/10/2024

Vao2 mahafaly tsy hoela fa araho tsy tapaka ny pejy ry malala 🥰❤️

🤣🤣🍺🍺😍😍
20/09/2024

🤣🤣🍺🍺😍😍

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Onjanirina Randriamanohisoa, Anicat Eugenie, Antsa Ratsimbarison, Andrialalain...
17/09/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Onjanirina Randriamanohisoa, Anicat Eugenie, Antsa Ratsimbarison, Andrialalaina Andonirina, Mami Rak, Eulalie Rakotoarison, Razafiharisoa Germaine Stela, Mendrika Fifaliana, Andrien Fidelin Bacchi, Andriambahoaka Jacqueline, Mihar Rajao, Sham Randriamihaja, Bõūh Bõūh, Yri Elah, Fanirysou Kantofitia, Igris Le Chevalier, Lanto Gentil, Mboux Mboux, Dinoh Stēriô

14/09/2024

Vazo miteny 🥰🎵

Address

Andriampamaky RN3
Antananarivo
106

Opening Hours

Wednesday 14:00 - 12:00
Thursday 14:00 - 12:00
Friday 14:00 - 12:00
Saturday 14:00 - 12:00
Sunday 14:00 - 12:00

Telephone

+261348335393

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Karaoké Taratra Andriampamaky posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category