Poète non libre

Poète non libre Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Poète non libre, Art, Manjakaray, Antananarivo.

20/05/2023

Mamoaka afo ny fijeriny🌅
Mampamiratra ny foko sy ny volana🌕

20/05/2023

Manampy ahy hitsiky ny fijaliako.
Ary manamamy fiainana ny ady🌿

09/05/2023

Fantarao ny fitia fa,
tsy fantatrao ny fitaka
Isika samy tia
Nefa dia samy misitaka✨

29/04/2023

Mijery aho nefa tsy hitany 💔
Tsy sahy aho ny hivantana ⚡
Ny tahotra manakana ahy 💀
Fa sao voadakany eo😁
🌹

💗
21/04/2023

💗

20/04/2023

Tianao izy / Tu l'aime
Izaho tia anao / Je t'aime
Tsy tianao aho / Tu m'aime pas
Ianao koa tsy tiany / Tu l'intéresse pas
Tu vas mal, et j'aime ça
Je vais mal et t'aime ca😈
Pourquoi c'est comme ça

Address

Manjakaray
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Poète non libre posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category