27/06/2026
SEDRA
Ouf!!! Tody ihany 🙏🏻
Tsy araka ny lohateniny fotsiny fa tena nandalo SEDRA maro tsy voatanisa ity hira ity nanomboka tamin'ny fandraisam-peo, avril 2025, h@ izao ora hamoahana azy izao.💪🏻
Fa ny tena antom-pisiany dia fankaherezana antsika rehetra misedra lafim-piainana maro: tsy fahasalamana, fahoriana nianjady, fingana sy olana isan-karazany... 🤗
Hitondra anjara fifaliana ho anao i SEDRA rehefa avy mihaino sy mijery ianao 💐
Am-pitiavana 😊
Manasa anao hankafy 🎶
Tonony: Linah Razz
Niara-nandrindra: Tahinavibe Ramahefason