Antson'ny tontolo miaina

Antson'ny tontolo miaina Antson’ny tontolo miaina s’adresse à tous ceux qui s’intéressent à l’art et/ou à l’environnement.

Antson’ny tontolo miaina (Interpeller le vivant) souhaite montrer la capacité de l’art à agir en faveur de l’environnement à Madagascar avec un événement artistique interdisciplinaire, inclusif et fédérateur. Antson’ny tontolo miaina est une invitation à favoriser une rencontre des arts visuels avec les autres formes d’arts et privilégie également la transmission et le partage dans le cadre de différents échanges et ateliers autour de cette source d’inspiration qu’est le vivant.

    🌳🌴🍃💚   , Kiady Ratovoson   Antson'ny tontolo miaina, une proposition de UB Ihoby Rabarijohn 🌳Ny hazo dia   : manome,...
31/05/2026

🌳🌴🍃💚
, Kiady Ratovoson

Antson'ny tontolo miaina, une proposition de UB Ihoby Rabarijohn

🌳Ny hazo dia : manome, miaro, . Miaina izy, mihaantitra, ary mianjera. Ny fahalavony dia manambara fiandohana vaovao indray.
"Mother Tree" dia "installation vivante" maneho izany fiovàna izany : miainga amin’ny fahaveloman'ny hazo ka hatramin’ny fianjerany, avy amin’ny vatany lasa seza, avy amin’ny sampany ho toy ny sokitra. Ny hazo efa mianjera ihany no iasan'ny mpanakanto eto, manome azy fiainana vaovao, endrika vaovao, ary tantara vaovao aho.
Ny singa tsirairay ampiasaina amin'izany dia tohin'ny fiainan’ilay hazo, manova azy, mamelona indray. Noho izany dia manohy indray ny tantarany ilay hazo, lasa aro vaovao amin'ny endriny hafa mihitsy. Mariky ny fifampitohizana eo amin’ny natiora sy ny olombelona izany.
dia mampifandray ny hazo velona sy ny hazo voaodina, manorina toerana iray ahafahan’ny tsiaro maka endrika, mahasoa sy maneho fahatsapàna. Fomba iray ahafahana mihaino hatrany ny hazo izany, na dia efa tsy miaina intsony aza izy satria mitohy amin’ny alalan’ny akora, ny endrika sy ny fampiasàna azy.
🌳🌳L'arbre est une : elle donne, protège, nourrit. Elle vit, vieillit, puis tombe. Sa chute ouvre un nouveau cycle, le début d’une autre .
Mother Tree est une vivante qui explore cette transformation : du vivant à la chute, du tronc au banc, de la branche à la sculpture. Le travail à été uniquement fait avec ce qui est déjà tombé, offrant au bois une seconde vie, une nouvelle forme, une nouvelle histoire.
Chaque pièce prolonge la vie de l’ , la transforme, la réinvente. Ainsi, le bois qui fut poursuit son récit, offre un nouvel abri, une autre manière d’exister. C’est un dialogue continu entre la et l’ .
Dendrophile tisse une continuité entre l’arbre vivant et l’arbre transformé, un espace où sa mémoire prend forme, se rend utile et se laisse toucher. C’est une manière de continuer à écouter l’arbre, même après sa chute, à travers la matière, la forme, l’usage.

"La nature n'est pas seulement quelque chose qui nous englobe, qui nous enveloppe, c'est aussi quelque chose qui est à l...
30/05/2026

"La nature n'est pas seulement quelque chose qui nous englobe, qui nous enveloppe, c'est aussi quelque chose qui est à l'intérieur de nous."
Edgard Morin🙏
🌳🌟

Edgar Morin est l’un des derniers intellectuels à avoir observé une grande partie du XXe et les premières décennies du XXIe siècle. Dans cette émission, il évoque l'éveil de sa conscience écologique. "Nous avons le cosmos à l'intérieur de nous", dit-il.

   Joan Razafimaharo, Arbres à Palabres, Installation avec des poteaux d’eucalyptus récupérés Antson'ny tontolo miaina  ...
08/03/2026


Joan Razafimaharo, Arbres à Palabres, Installation avec des poteaux d’eucalyptus récupérés

Antson'ny tontolo miaina , une proposition de UB Ihoby Rabarijohn

🌳 Nitsena ny mpitsidika teo amin’ny fidiran’ny fampirantiana natolotrin’ny Antson'ny tontolo miaina ity « » norafetin’i Joan Razafimaharo ity ary tonga dia nametraka mazava ny fandalinana sy ny ao anatin’ny sehatrin’ny zava-kanto.
Mamaritra avy hatrany ity vehivavy mpahay maritrano ity fa tsy mitady hampiseho ny tsy fahita sy miavaka izy, fa traikefa fotsiny ihany.

Ny sanganasa « Arbres à Palabres » eto dia mampihaona ny , ny ary ny fanehoan-kevitra ara-tsosialy. Ny tsatokazo kininina — izay matetika ampiasaina eo amin’ny asa fanorenana vonjimaika — dia nanorenana ala.
Mitondra hevitra maro sosona izy ireo : ny faharefoan'ny tontolo iainana malagasy, ny herisetran'ny fitrandrahana eo amin’ny tontolo iainana, ary ny mety ho fanavaozana amin'ny alalan'ny fampiasana ny akora voaodina.
Mitafa amin’ny asan’i Francis Kéré ity sanganasa ity : manome voninahitra ny eo amin’ny toerana misy azy ary manandratra ny fitaovana tsotra indrindra ho rafitra mampivondrona sy feno .
Sahalan’ ny namerenan'i Kéré ny ao ambanin’ny hazo ho toerana hitafana, dia ho lasa toy ny habaka ho an'ny fifanakalozan-kevitra demokratika.
Ny “ ” eto dia manova ny tsatokazo ho mitsangana, milanja ny tsiaro iombonana.
Ny sanganasa eto dia mitondra koa ny akon’ ny asan’i Kawamata izay manodina ny akora ariana hanorenana bika organika, ho maritrano izay sady fialofana no sary sokitra.
Ao amin'ny alan'i Joan Razafimaharo, ny tsatokazo mitsangana dia ahitana ny fihoaram-pefy amin'ny fanorenana ankehitriny, ilay ala eto dia natao ho toerana fihainoana . Ny ravin-taratasy misy “QR code” no mameno izany, manasa ny mpijery hanaraka fitantarana fa tsy hijery fotsiny.
Eo amin'ny sehatra ara-politika, ny “installation” eto dia mitondra ny akon’ny asan’i Ibrahim Mahama, izay manambara ny tantara ara-tsosialy sy ara-tontolo iainana miafina ao anatin'ireo akora voaodina.
Eto koa, ireo tsatokazo dia mitondra ny vesatry ny asa tsy hita maso, ny fihenan'ny loharanon-karena ary ny fifanoheran'ny fanorenana maoderina. Ala vita amin'ny sisan-javatra ny “Arbres à palabres” — tsy haka tahaka ny , fa mba hampiharihary ny eo amin'ny zava misy ankehitriny sy izay ravantsika, mampiatrika ny faharerahana sy ny fanantenana.
Ny tsatokazo tsirairay dia sady fery no fampisainana ny mety ho vita, ny ravin-taratasy tsirairay izay nalaina tamin’ireo tsy fampiasa intsony dia mitondra ny feon'ireo miady ho amin'ny fiarovana ny ala eto amintsika.

🌳🌳L’installation de Joan Razafimaharo a accueilli le public à l’entrée de l’exposition « Dendrophile » offerte par Antson'ny tontolo miaina , avec la puissance de son message sur l’amour des arbres à travers l’art. L’architecte précise d’emblée qu’elle ne recherche pas l’originalité — seulement l’exploration des expériences.

En effet, « Arbres à Palabres » se situe au croisement de l’ , de l’ ́cologie et du social. Les poteaux d’eucalyptus récupérés — normalement utilisés comme bois de coffrage temporaire — sont reconfigurés pour former une ̂ret symbolique. Leur présence porte plusieurs strates de sens : la ́ des écosystèmes malgaches, la violence de l’extraction, mais aussi la possibilité du par le réemploi.
Le travail dialogue avec Francis Kéré, dont l’architecture honore les savoirs locaux et élève les matériaux modestes en structures de ́ et de rassemblement. Comme Kéré réinterprète l’arbre à palabres comme espace d’échange démocratique,
l’installation transforme le poteau de chantier en témoin vertical, vecteur de ́moire collective.
Elle résonne aussi avec Tadashi Kawamata, dont la pratique mondiale transforme les débris de construction en formes organiques, en architectures temporaires où se mêlent et . Dans la forêt de Joan Razafimaharo, les poteaux deviennent les traces de l’excès du bâti contemporain, réassemblés en un lieu d’écoute silencieuse. Les “feuilles-QR” prolongent ce geste, invitant à suivre des récits plutôt qu’à regarder des objets.
Sur un plan politique, l’installation fait écho à Ibrahim Mahama, dont les œuvres monumentales dévoilent les histoires sociales et écologiques enfouies dans les matériaux récupérés. Ici aussi, les poteaux portent le poids du travail, de l’épuisement des ressources et des contradictions de la construction moderne.
Arbres à Palabres est une forêt faite de résidus — non pour imiter la nature, mais pour exposer les tensions entre ce que nous construisons et ce que nous détruisons, entre la fatigue et l’ . Chaque poteau est à la fois une blessure et une possibilité ; chaque
“feuille” de papier recyclé porte la voix de celles et ceux qui luttent pour la survie des vraies forêts.

📷 Tsilavo Rapiera

   Jessica Solomon, Sous l'Aviavy, Mousse bleue, Au cœur du Ravinala,Tentures tissées main avec déchets de tissus.  Ants...
03/03/2026



Jessica Solomon, Sous l'Aviavy, Mousse bleue, Au cœur du Ravinala,
Tentures tissées main avec déchets de tissus.

Antson'ny tontolo miaina , une proposition de UB Ihoby Rabarijohn

🌳Sous l’ , la terre respire lentement. , le monde souterrain s’étend, tissé de fibres, de et de . Arbres de sagesse et de ́moire. Cette œuvre évoque cette continuité, ce qui veille, ce qui protège, ce qui demeure.

bleue évoque la persistance du dans la matière immobile, la trace silencieuse d’une vie ancienne qui respire encore.
Le bleu y devient symbole d’eau, de circulation et de souffle, le poumon invisible de la forêt.
Cette qui circule comme un souvenir dans l’intimité du Ravinala.
La matière se souvient, la fibre devient souffle, gardiennes d’un monde ancien et invite à plonger dans la chair végétale, là où la lumière murmure au secret du vivant.

🌳🌳Eo ambanin’ny , miaina moramora ny tany. Tsy hita maso, mivelatra ny tontolo ambanin’ny tany, voatenona amin’ny kofehy, fahanginana ary .
Hazo fahendrena sy fahatsiarovana izy. Ity asa ity dia mampahatsiahy izany fitohizana izany : miambina, miaro, mitoetra.

Ny "Mousse bleue" dia mampahatsiahy ny faharetan’ny ao anatin’ny zavatra tsy mihetsika, dian’aina mangina avy amin’ny fiainana taloha izay mbola misy tokoa.
Ny loko manga dia lasa mariky ny rano, ny fivezivezena ary ny fofonaina, havokavoka tsy hita mason’ny ala.

Io izay mikoriana tahaka ny fahatsiarovana ao anatin’ny tsiambaratelon’ny .
Mahatsiaro ny akora, lasa fofonaina ny kofehy, mpiambina tontolo tranainy ireo.
Manasa antsika handala ny nofon’ny zavamaniry any amin’ny toerana ibitsihan’ny hazavana ny tsiambaratelon’ny tontolo miaina.

Iandry Randriamandroso, Tree of Love, Œuvre graphique sur alu dibond     Exposition Dendrophile Antson'ny tontolo miaina...
14/02/2026

Iandry Randriamandroso, Tree of Love, Œuvre graphique sur alu dibond
Exposition Dendrophile Antson'ny tontolo miaina

🌳🌳Iandry Randriamandroso dia naka aingam-panahy avy amin’ny "Baobabs Amoureux"💚💚, tsangana voajanahary, iray amin’ireo hazo faneva eto Madagasikara, hita any amin’ny faritra Morondava. Ny "Adansonia za" dia isan’ireo karazana enina tsy fahita afa-tsy eto amin’ny nosy eto, ary izy io dia mariky ny , ny firaisankina ary ny faharetana.
Tian’ny mpanakanto hasongadina amin'ny asany izany hafatra izany amin’ny alalan’ny fihetsiky ny hazo roa mifamihina sy ny endriky ny fo noforoniny tamin’ny alalan’ny rantsany.
Araka ny angano ao an-toerana, ireo baobaba roa mifamihina ireo dia maneho ny fitiavana mandrakizay nisy teo amin’ny tanora roa, izay noraran’ny fianakaviany mpifaninana tsy hiaraka. Nitodika tamin’ny Andriamaniny izy ireo ka nivavaka mba hahafahany miaraka mandrakizay. Babo tamin'izany ilay Andriamaniny ka nanova azy ireo ho reniala roa mifamihina izay antsointsika ankehitriny hoe "Baobabs Amoureux".
Tian’i Iandry haseho amin’ny fomba tsotra indrindra ny faharetan’izy ireo sy ny fitiavany tsy mety maty. Amin’ny fampiasana endrika reniala mitovy manerana ny andian'asany rehetra, miaraka amin’ny loko ambadika samihafa, dia asehony fa mety hiova ny fotoana sy ny tontolo manodidina, nefa izy ireo kosa hijanona ho tafaray mandrakizay, tsy miova.

Fanamarihan’ny mpanakanto :
« Tena tiako ity angano ity, saingy tsy mbola nahita porofo an-tsoratra momba ny fisiany ao amin’ny literatiora malagasy aho. Raha mamaky ity ianao ary mahalala ny loharano niaviany, azafady mifandraisa amiko eo amin’ny . »

🌳🌳Le travail d’ Randriamandroso s'inspire du « Baobabs Amoureux » qui est un de la et un arbre de , situé dans la région de Morondava. L’« Adansonia za » fait partie d'une des six espèces endémiques de baobabs de Madagascar. Il symbolise l' , l'unité et la résilience.
Dans son œuvre, il a souhaité souligner ce message par le mouvement de torsion des deux arbres enlacés et le dessin de qu’il a fait avec les branches.
Selon la légende locale, les deux baobabs enlacés symbolisent l'amour éternel de deux jeunes amants que deux familles rivales ont interdit de s’aimer. Les deux jeunes gens se tournèrent vers leur Dieu et le prièrent de leur permettre de rester ensemble pour toujours. Touché par leur amour sincère et pur, le Dieu les transforma en ces deux baobabs enlacés que nous appelons aujourd'hui « Baobabs Amoureux ».
Iandry a voulu exprimer leur résilience et leur amour ́ternel de la manière la plus simple. En utilisant le même motif de baobab dans toute la série d'œuvres, avec des couleurs de fond différentes, il souhaite montrer que le temps et l'environnement peuvent changer autour d'eux, mais que les deux troncs resteront unis pour toujours, immuables.

Note de l’artiste : « J'adore cette légende, mais je n'ai trouvé aucune preuve écrite de son existence dans la littérature malgache. Si vous lisez ceci et connaissez la source, merci de me contacter à Iandry Randriamandroso

de Antson'ny tontolo miaina
Une proposition de UB Ihoby Rabarijohn

🌳Johary Ravaloson, Tia ka tsy mahay manisaO ry hazo tiakoHainteny   , Antson'ny tontolo miainaJohary Ravaloson dia mamel...
11/02/2026

🌳Johary Ravaloson, Tia ka tsy mahay manisa
O ry hazo tiako
Hainteny
, Antson'ny tontolo miaina

Johary Ravaloson dia mamelona indray ilay , tsianjerin’ny ankizy malagasy fahiny, fianarana isa sy fahafantarana ireo hazo tsy fahita afa-tsy eto Madagasikara sy ireo zavamaniry fanevan’ny nosy, tamin’ny alalan’ny . Lasa fiderana lehibe miezinezina ho an’ny tontolo miaina sy ny soatoavina nentin-drazana moa izany.
Sambany ny tonga dia nivoahan'ny sorany tamin’ny fitenin-drazany irery ihany, ary tsy niriny nadika izany. Ny fampirantiana , izay noheverina ho sehatra fizarana ny sy ny hevitra voiziny, dia lasa toerana nifanakalozan’ny be sy ny maro momban’ny natolony.
Ho an'ny ihany koa, Johary Ravaloson dia nanoratra amin'ny teny malagasy ny iray amin’ireo hira malaza indrindra ao amin’ny opera "Serse" an'i Georg Friedrich Haendel : « Ombra Mai Fu », asa iray izay ankalazan’ny mpanjaka Xerxès ny hazo “platane”.

🌳🌳Johary Ravaloson revisite une comptine traditionnelle malgache pour apprendre les chiffres et découvrir des plantes et emblématiques, en un exercice d’admiration en malagasy sous forme de Hainteny, un genre poétique traditionnel, « science de la langue ».
Un louange tellement vibrant du et des qui s’y attachent qu’il avoue en « perdre sa faculté de compter ».
Pour la première fois, son ́criture ne jaillit que dans sa langue natale et il ne souhaitait pas la traduire ; l’exposition , pensée en un et une , a servi de plateforme d’échange pour appréhender les textes.
Johary Ravaloson a également écrit pour Dendrophile une version malgache de l'un des plus célèbres airs de l'opéra "Serse" de Georg Friedrich Haendel : « Ombra Mai Fu » qui est une œuvre où le roi Xerxès chante un hommage à un platane.
En une poignante d’ qui fait frissonner les feuilles, l’auteur y exprime une admiration intemporelle pour tous les arbres et rend hommage à leur capacité à nous offrir tellement de bienfaits.

L'exposition , Antson'ny tontolo miaina a pris fin le 6 février 2026.
Une proposition de UB Ihoby Rabarijohn

🌳Nifarana tamin'ny zoma 6 febroary sahady ny hetsika fampirantiana   natolotry Antson'ny tontolo miaina.Ny fampirantiana...
09/02/2026

🌳Nifarana tamin'ny zoma 6 febroary sahady ny hetsika fampirantiana natolotry Antson'ny tontolo miaina.
Ny fampirantiana Mpankafy hazo nizara sy nampita ny hafatra amin’ny fifandraisana amin’ny dia nahasarika mpijery maro izay tena liana tanteraka.
Ity andiany fahatelo amin’ity izay manaitra amin’ny fahatsapana ny momba ny fahamehana eo amin’ny tontolo iainana dia faly tokoa fa nitombo isa be ireo sekoly sy fikambanana miahy ny tanora nitsidika azy (eo amin’ny vondrona 20 eo tao anatin’ny 20 andro monja).
Na noho ireo fijery zendana mibaliaka sy feno haravona ireo fotsiny ary dia manome anareo amin’ny andiany sahady ny fikambanana Antson’ny tontolo miaina.


🌳🌳Le rideau de feuillage tombe déjà sur offerte par Antson'ny tontolo miaina pour .
L'exposition pensée en un partage et une transmission a rencontré un large public très réceptif.
Cette troisième édition de la manifestation qui sensibilise par le sensible a reçu encore plus de visites des écoles et des associations qui s’occupent de la jeunesse sur place, que les deux années précédentes (une vingtaine de groupes en 20 jours) et les rencontres sous la canopée des œuvres étaient riches d’échanges, de sensations et d’émotions.
Rien que pour ces regards étoilés, l’association Antson’ny tontolo miaina vous redonne pour la ̀me ́dition !
̀suivre

Miangaly Elia , Hazomena, dioramaFihin-daza, diorama et acrylique sur toile  de Antson'ny tontolo miainaMiangaly Elia  d...
05/02/2026

Miangaly Elia ,
Hazomena, diorama
Fihin-daza, diorama et acrylique sur toile

de Antson'ny tontolo miaina

Miangaly Elia dia mandala ny tsiaro fonosin'ny akora. Aminy, ny dia tsy fitaovana sarobidy fotsiny intsony, fa lasa vavolombelona mangina mitondra ny vesatry ny mahaolombelona sy ny fanaintainana hita soritra ao anatin’ny tantara.
Ny asany dia mifantoka amin’ny tsy lefin'ny Hazomena. Ity hazo ity dia tsy manovo aina avy amin’ny tany intsony, fa avy amin’ny tantara mampalahelo momba ny lapan’i Manjakamiadana. Mba hananganana io tsangambato io, lehilahy an’arivony no nanao ny ainy tsy ho zavatra, nitondra ireo hazo masina ireo avy any amin’ny alan’i Mananjary. Ny faka midorehitra dia tsy zavamaniry intsony eto fa lasa fofon'aina sy sorona navelan’ireo nodimandry noho izy.
Ho setrin’izany toe-javatra mahonena izany, Fihin-daza (L'étreinte de la noblesse) dia manolotra fijery iray momba ny fampihavanana. Ilay hazo sarobidy, izay mariky ny sanga sy ny voninahitra lafo vidy fahiny, dia miova andraikitra eto : tonga mandravaka trano bongo sy tsotra izy ankehitriny.

Miangaly Elia explore la ́moire contenue dans la matière. Sous son regard, le n'est plus une simple ressource précieuse, il devient un témoin silencieux du poids de la condition humaine et la douleur gravée dans l’histoire.
Son travail nous confronte à la mémoire brute du Hazomena (bois de rose). Cet arbre déraciné ne puise plus sa sève dans le sol, mais dans le récit tragique du palais de Manjakamiadana. Pour ériger ce monument, des milliers d’hommes ont transporté ces bois sacrés depuis les forêts de Mananjary, au prix de leur vie. Ici, les racines écarlates ne sont plus végétales : elles incarnent le souffle et le sacrifice des disparus.
En réponse à la tragédie, Fihin-daza (L'étreinte de l’aristocratie) propose une vision de réconciliation. Le bois précieux, autrefois symbole d’une élite et d’une gloire acquise au prix fort, change ici de rôle : il vient enlacer avec tendresse une demeure humble et modeste. Le vibrant du Hazomena ne symbolise plus le sang versé, mais une ̀ve protectrice et vitale. C’est le portrait d’une souveraine et bienveillante qui ignore les classes sociales, offrant sa comme un rempart pour le plus petit. Une ode à la résilience et à la dignité du quotidien.

Antson'ny tontolo miaina
Une proposition de UB Ihoby Rabarijohn
A découvrir jusqu'au 6 février 2026, Hangar Zital, Ankorondrano

Photo Tsilavo Rapiera

Address

Zone Zital Ankorondrano
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Antson'ny tontolo miaina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Establishment

Send a message to Antson'ny tontolo miaina:

Share

Category