14/11/2019
😊By God's Grace😊 dia hanomboka amin'ny Sabotsy 16 novambra ho avy izao ny🇬🇧 KID'S ENGLISH CLUB 🇺🇸, ho any ankizy👦👧 3 taona hatramin'ny 11 taona 👧👦.Ny lohahevitra hatao amin'io dia:👨👦👨👦👦"ME&OTHERS"👩👩👧👧👨👨👧👧.
🎵🎶Hira,⛹️🤸lalao,🗣️resadresaka,🎨🖌️asa-tanana,👨🍳👩🍳sakafo,sns ... ny zavatra hatao ao.
Tsy miantoka fitaovana ny ankizy fa mitondra mody.
Tanjona:sahy 🗣️miresaka anglisy🇬🇧.
Sarany:💰10.000ar/seance.
Fotoana:Isaky sabotsy maraina 🕘 9ora-11ora🕚.
Toerana:🏡Ambatoroka ampitany fjkm.
Fifandraisana:📞 034 27 608 76
👐Tongava soa🙋♀️