Kiala Nala

Kiala Nala πŸ’« Tanjona no tratrarina , toe-tsaina no amboarina , Ilay ambony no hitokio πŸ’«

18/04/2026

Tsy tia anao Izany Iny .🀫

✍️Na La

12/04/2026

Aza miseho milay zany rehefa manao zavatra fa aleo ny vokatra milay no hiseo ✨

04/04/2026

Tite Nazarro ❀️

28/03/2026

RICO 115 ✨❀️

27/03/2026

Milaza tsy tia eh πŸ₯ΊπŸ‘€

✍️Na La

Tsy very zany ndry ... Lazain'ny olona fona hoe very Kiala raha tsisy aniny Fa atramin'izay izy taiza , dia hoe ankehitr...
25/03/2026

Tsy very zany ndry ...

Lazain'ny olona fona hoe very Kiala raha tsisy aniny
Fa atramin'izay izy taiza , dia hoe ankehitriny ?
Very ndry raha misaraka amin'iny
Tsisy an'izany , hatr'izay aza vita ihany

Fa ampafirin'ny ady efa natrehana mo ?
N'iza n'iza Ireo miseho ratsy loha
Fa mbola io ndry !tsy very no mbola mijoro fona
Eny fa na dia lava aza Ilay fiafina tao anaty fotona

Dia nitohy dia fa tsy nakana aretina akory
Indraindray Ilay fo Manaiky aho fa Mbola ory
Fa ny any zavatra tsara sy natao ho fanamby
Tsy very zany ndry na azy na tsy an'azy

✍️Na La

Coucou  😊 Ela ela tsy nitafatafa eh! Hitantarao vaovao any aloha πŸ™‚Ho avy ny asa soratra manaraka fa aza miala 😍
12/03/2026

Coucou 😊

Ela ela tsy nitafatafa eh!
Hitantarao vaovao any aloha πŸ™‚

Ho avy ny asa soratra manaraka fa aza miala 😍

10/03/2026

Niakatra tao Ilay aingam-panahy 🀭
Nanoratra fohy mba ho an'ilahy πŸ˜‡

Nadramako fotsiny 😭😜

Na La

10/03/2026

Kiady Andrianarimalala
Miaraka nareo fa fantatro 😘

Reraka Kely ...πŸ₯ΊEfa maty ary ve ilay mpanoratra iray?To tsy hita Intsony Ilay asa soratra tena milay Saody mba varina ni...
02/03/2026

Reraka Kely ...πŸ₯Ί

Efa maty ary ve ilay mpanoratra iray?
To tsy hita Intsony Ilay asa soratra tena milay
Saody mba varina niasa kosa aza I Kiala ?
Reraka Kely fotsiny aho hoy izy Nala

Tsy very akory na nodimandry
Fa Mbola manomana Ilay taratasy
Hanoratana ireo tantara nareo
Ilay asa soratra tsy ho adinonao rahateo

Dia aza manahy fa Izaho mbola eto
Reraka Kely fotsiny fa Sao Ianao hilazo hoe to tsy Reko
Nanampy ranomainty hanoratana tantara
Miandry Kely ialahy fa ho avy aho dia aza miala

✍️Na La Na La Rakotoarisoa

πŸ’›πŸ’™tsinjovy ireny madinika ireny fa mba olona mitovy amintsika ihany izy ireny 😍πŸ₯Ί
22/02/2026

πŸ’›πŸ’™

tsinjovy ireny madinika ireny fa mba olona mitovy amintsika ihany izy ireny 😍πŸ₯Ί

Address

Sabotsy Namehana
Antananarivo

Opening Hours

Monday 07:00 - 21:00
Tuesday 07:00 - 21:00
Wednesday 07:00 - 21:00
Thursday 07:00 - 21:00
Friday 07:00 - 21:00
Saturday 07:00 - 21:00
Sunday 07:00 - 21:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kiala Nala posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category