B&H Records

B&H Records Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from B&H Records, Music production studio, Ambohipo, Antananarivo.

💿 Music Production | Talent Development 🏆
🎙️ Recording • Mixing • Mastering 🎹
📖 Stories • Motivation • TV Interviews 📺
🌍 Worldwide Music Distribution & Promotion
🤝 Open for Collaborations & New Projects:bhrwecordmadagascar@gmail
+261 38 32 666 11

24/08/2026

Eo am-pihainoana ity hira ity ianao dia hatsatsapa tantaranao taloha namela fahatsiarovana 💔🥺
mampatsiahy inona anao ary Ilay hira ?

Lejob valeur 🎙️

🎼🔥

22/08/2026

🚨B&H Records - MANOLOTRA TANTARA sy LESONA HO ANAREO 🤲🏻 Titre " EREUR💔 🥲" ,mankafiza finaritra ary aza adino ny mi partage raha mahafinaritra sy tinao .

🎬ANDROANY HARIVA  NY TANTARAN-TSIKA VAOVAO 🔥 MIVOAKA 🚨,ARAKINY FANGATAHANAREO DIA NIEZAHANA NATAO LAVALAVA ILAY IZY , Az...
22/08/2026

🎬ANDROANY HARIVA NY TANTARAN-TSIKA VAOVAO 🔥 MIVOAKA 🚨,ARAKINY FANGATAHANAREO DIA NIEZAHANA NATAO LAVALAVA ILAY IZY ,
Aza miala lavitra ny page B&H Records .

Art'Bamba Pesqui x Cosmø fuegõ 🇯🇲🎥Maromaro ny vokatra hoavy amin'ity volana ity fa araho tsy tapaka ny page B&H Records ...
22/08/2026

Art'Bamba Pesqui x Cosmø fuegõ 🇯🇲🎥
Maromaro ny vokatra hoavy amin'ity volana ity fa araho tsy tapaka ny page B&H Records
🔥

B&H Records ,HANOLOTRA CADEAUX SURPRISE 🎁🎉 HOAN'IZAY COMMENTAIRE (5) MAMPIHETSIM-PO SY MENDRIKA HO AMPINA AMIN' NY TANJO...
21/08/2026

B&H Records ,HANOLOTRA CADEAUX SURPRISE 🎁🎉 HOAN'IZAY COMMENTAIRE (5) MAMPIHETSIM-PO SY MENDRIKA HO AMPINA AMIN' NY TANJONY SY NOFINOFINY AMIN'NY MOZIKA ,

Izao ary ilay fanontaniana:

"Inona no ataonao sy ny tanjonanao raha lasa star be music?

" Inona ihany koa ny sakana tsy afahanao manatanteraka izany nofinao izany?

Go ary,dia alefaso capture mp aminay ny commentaire nao🎉🎉, .dia aza Adino mizara ity pub ity 3 izay misy anao .

21/08/2026

HO ANAO TEHANAO CLIP BOMBA BE💥 sy MATRAQUAGE 🌍 NEFA TSY AMPY NY EO AM-PELATANANA HANATANTERAHANA IZANY, ITY MISY SECRET SY FOMBA IRAY AVY @ B&H Records AFAHANAO MAMAHA IZAY OLANA IZAY ⏯️ Araho atramin'ny farany ary aza adino mizara amin'ny namanao.

🎉MISY SURPRISE HOMEN' i B&H Records  🫪🎁🎉 🥳 Izay mpanakanto (3) tonga "mp" voalohany  Gô fa misy surprise lehibe hoan'i p...
19/08/2026

🎉MISY SURPRISE HOMEN' i B&H Records 🫪🎁🎉

🥳 Izay mpanakanto (3) tonga "mp" voalohany Gô fa misy surprise lehibe hoan'i projet nao androany 🤲🏻 ____ ary izay premier com's { 6 } ihiany koa dia mahazo 🔥 Gô !

18/08/2026

Ty Indray ary ny " CHERIE COCO " 🔥 ( audio officiel ) artiste : TiJi NeGGa

Prod, Mix , Mastering : B&H Records
🎹 Beat : Young OG Beats
📃 X

Address

Ambohipo
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when B&H Records posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share