l'art de la poésie

l'art de la poésie Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from l'art de la poésie, Poet, Antananarivo.

19/03/2023

MADAGASIKARA NY FIAVIKO

Ilay tany niavina
Mcar tsy foiko ts ariko
Tsika rehetr samy manana ny firejy
Fa Gasikara no fiaviny merina
Io ilay tany niaingako
Ary ao iany no hiafarako
Oatsika samy mahaleotena
Samy mankafia ilay firenena

Manidina ny saiko
Matsiaro any Gasikara mamy ky aiko
Aty antanilavitra aho
No matsiaro sy Mangetaheta anao
Mahita ireo sariny gasikara
Fifaliana iany ko ny makarivotra any anaty hala
Tiavo gasikara rahavana
Fa io ilany tany be Fitiavana

24/02/2023

La route que j’ai prie
ma fais rencontrer cette fille
Elle ne viens pas d’ici
Mais mon cœur à choisi
Tous ce que je sais c’est que je l’aime
Je le sais car ça vient du cœur est c’est naturel
Prend ma main et Fondons une famille
Je t'ai choisi pour être la femme de ma vie
La vie est un combat
Mais je ferais tout pour toi
J’irais où tu vas
Un jour tu serra a moi
Je mettrais une bague sur ton doigt
Je donnerai tout pour être près de toi

21/02/2023

Alahelo sy tomany
Noho mitempo anatiko any
Stria fitaka ny eto antany
Ary tena ts nampioziko izan

Lasa alahelo ilay fitiavana tato ampoko
Satria nofitahinao ka nanjary niova loko
Maro ireny toky nomenao ireny
Ka lasa tsiaro sisa ireo teny

Sentosento sy tomany no mameno ny fiainako
Ka na malahelo azy aho tss ny itarainako
Mihezaka mitsiky na de mafyy aza izany
De manasa tarehy isakin'ny matsiaro analana ireo tomany

Tena tia mo ny ten ka otrany andairan-ody
Matahora iany saode mba tratriny tody
Tsy manozona ny tenako fa milaza ny marina
Ary ho fafako ny lasako ary ihezaka ny anarina

Artiste:RNA

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when l'art de la poésie posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category