17/05/2023
ff_ 032 : eks 31. 13
@ soratra fototra hebreo sy @ fandikan'teny ankoatra ny malagasy dia manondro ny fahamaroan'ny shabat nodidiana hotandremana, fa tsy andro tokana akory. inona @ izany no karazana shabat izany no tandremanao?
---- ---- ---- ----
ואתה, דבר אל־בני ישראל לאמר אך את־שבתתי תשמרו, כי אות הוא ביני וביניכם לדרתיכם לדעת כי אני יהוה מקדשכם. תנך – Torah Neviim Ketovim
Speak thou also unto the children of Israel, saying, Verily ye shall keep my sabbaths: for it is a sign between me and you throughout your generations; that ye may know that I am Jehovah who sanctifieth you. ASV – 1901 American Standard Version
Speak thou also unto the children of Israel, saying, Verily my sabbaths ye shall keep: for it is a sign between me and you throughout your generations; that ye may know that I am the LORD that doth sanctify you. AV – 1769 Authorised version
de communiquer aux Israélites les prescriptions suivantes: "Vous devez absolument respecter les jours de sabbat; en effet le sabbat manifestera en tout temps la relation qui vous unit à moi; il vous rappellera que je suis le Seigneur et que vous m'appartenez en propre. BFC – 1996 Bible en Français Courant
Et toi, parle aux enfants d'Israël, et dis: Seulement, vous observerez mes sabbats. Car c'est un signe entre moi et vous, dans toutes vos générations, afin qu'on sache que c'est moi, l'Éternel, qui vous sanctifie. OST – Bible Ostervald 1996
"Dis aux fils d'Israël: Vous observerez cependant mes sabbats, car c'est un signe entre vous et moi d'âge en âge, pour qu'on reconnaisse que c'est moi, le SEIGNEUR, qui vous sanctifie. TOB – Bible Traduction Oecuménique 1988
loquere filiis Israhel et dices ad eos videte ut sabbatum meum custodiatis quia signum est inter me et vos in generationibus vestris ut sciatis quia ego Dominus qui sanctifico vos. VLG – Jerome's Latin Vulgate
« Et toi, parle aux Benéi Israël pour dire: ‹ Certes, vous garderez mes shabats, c’est un signe entre moi et entre vous pour vos cycles, pour pénétrer, oui, moi, IHVH-Adonaï, votre consécrateur. CRQ – CHOURAQI
Toi aussi parle aux enfants d’Israël, en disant : Vous garderez absolument mes shabbats, car c’est un signe entre moi et vous, et parmi vos générations, afin que vous sachiez que je suis YHWH-Mékadichéem. BYM – Bible de Yahoshoua Hamashia
“Mitenena amin’ny zanak’Israely hoe: ‘Tandremo tsara ny sabatako satria izany no famantarana eo amiko sy aminareo, hatramin’ny taranakareo fara mandimby, mba hahafantaranareo fa izaho Jehovah no manamasina anareo. VJ – Vavolombelon'i Jéhovah
Ary dia milaza amin'ny Zanak'Isiraely ianao hoe: Ny Sabatako no tandremo; fa famantarana ho amiko, sy ho aminareo hatramin'ny taranakareo fara mandimby izany, mba ho fantatrareo fa Izaho no Jehovah Izay manamasina anareo. PST – 1965 - Protestanta
Mitenena amin'ny zanak'Israely ka lazao amin'izy ireo hoe: Aza disoina ny fitandremana ny sabatako fa ho ahy sy ianareo dia io no famantarana amin'ny taranakareo rehetra hahafantaranareo fa izaho Iaveh no nanamasina anareo. KTL – Ny Baiboly Masina Katolika
mba hamepetra ny Israelita hoe: –Tsy maintsy hajainareo mihitsy ny andro sabata, satria ny sabata no mariky ny fifandraisako aminareo isaky ny taranaka mifandimby, ka hiekena fa Izaho no TOMPO Izay nifidy anareo ho vahoakako. DIEM – Dikan-teny Iombonana Eto Madagasikara
ary ianao, mitenena @ zanak'israel hanambara hoe: tokoa, mitandrema ireo shabat'ko, satria famantarana izany ho amiko sy ho aminareo, ho an'ny dimbinareo, ahalalàna fa izaho יהוה no manakadosh anareo. FTM – Fandikan'Teny Malalaka