Live prod spectacle

Live prod spectacle Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Live prod spectacle, Party Entertainment Service, Rn2, Antananarivo.

15/08/2026

KANTO MIFAMENO – CCI IVATO 🎶🔥

Goavana ny seho rahampitso Alahady 16 Aogositra ao amin’ny Amphithéâtre CCI Ivato!

Mbola misy tapakila eny an-toerana ihany koa amin’ny andron’ny fampisehoana.

Araho amin’ity vidéo ity ny fanomanana rehetra, ary jereo koa ny fanazavana momba ny fandaminana ankapoben’ny seho.

🎟️

📞 Raha mila fanazavana fanampiny: 034 15 406 88

Poopy & Johary – KANTO MIFAMENO
📍 CCI Ivato – Alahady 16 Aogositra – 15h

12/08/2026

Hentiko kely ianareo hijery ny fanomanana "REPETITION" miaraka amin’ny tarika Johary 🎶🔥

Sady misy fanazavana kely momba ilay fotoana lehibe amin’ny Alahady 16 Aogositra ao amin’ny CCI Ivato.

KANTO MIFAMENO – POOPY & JOHARY hiampy an i NJILA
📍 Amphithéâtre CCI Ivato
📅 Alahady 16 Aogositra
⏰ 15h

🎟️ Tapakila: billetclic.com
📞 Livraison billet: 034 15 406 88
Hifankahita eny an-toerana! 🎤✨ :::

11/08/2026

Miarahaba anareo namako sy mpanaraka rehetra ato amin’ny page ❤️

Mba henoy kely i Poopy mandritra ny 2 minitra raha sitrakareo 🙏

Misy hafatra kely tiako ampitaina aminareo.
Ary raha mbola tsy manao izany ianareo,

dia abonnez-vous amin’ny page-ntsika mba tsy ho diso anjara amin’ireo vaovao sy zavatra vaovao ho avy. ❤️

Misaotra betsaka anareo amin’ny fanohanana hatrany! 🙏❤️

08/08/2026

Raha hiverina ...
tadidinareo ve ty hita ty ??

ANISAN 'NY HIRA IARAHAN' I
POOPY SY NJILA ARY JOHARY amintsika AO AM CCI AMPHITHÉÂTRE

🔥 Aza tara fa vonjeo dieny izao ny toeranareo fa mandeha mafy izy ao !

🎟️ Tapakila: billetclic.com
📞 Livraison billet: 034 15 406 88
SUPER MUSIC ANALAKELY

🎛️ Partenaire Technique (Son • Lumières • Écran Géant) : NYR IMAGE 💧 Sponsor : EAU VIVE

06/08/2026

🎉 ITY ARY ILAY SURPRISE BE HO ANAREO! 🎉

KANTO MIFAMENO ny 16 AOÛT ao amin'ny CCI IVATO
dia ho avy hiaraka aminay koa i Njila! 🤩

🎶 "RAHA HIVERINA" no hira voalohany hiarahanay hatolotra anareo…
❓ Fa iza indray no tianareo hanampy azy eny an-tsehatra?

🔥 EFA LANY NY 50% NY TAPAKILA! Aza tara fa vonjeo dieny izao ny toeranareo!

🎟️ Tapakila: billetclic.com
📞 Livraison billet: 034 15 406 88

🎛️ Partenaire Technique (Son • Lumières • Écran Géant) : NYR IMAGE 💧 Sponsor : EAU VIVE

Party and entertainment service

22/07/2026

🚨 ALERTE CLIP OFFICIEL 🚨

Ity ary ny CLIP OFISIALY an’ny POOPY sy JOHARY 🎶

✨ KANTO MIFAMENO ✨

📍 AMPHITHÉÂTRE CCI IVATO
📅 DIMANCHE 16 AOÛT 2026
🕒 À 15H

🔥 Efa mivoaka izao ny tapakila ary mihazakazaka sahady ny famandrihana!

🎟️ Vidio ao amin’ny BILLETCLIC.COM ny tapakilanareo.

📞 Raha mila fanampiana amin’ny fividianana tapakila dia antsoy ny:
034 15 406 88

⚠️ Vonjivonjeo dieny izao ny toerana fa voafetra ny seza!

🎤 AO VE MAHAJANGA?Faly be aho hiaraka aminareo indray 🌹 POOPY – CABARET CONCERT📍 ROCHE ROUGE📅 ALAHADY 2 AOGOSITRA🕕 18H00...
08/07/2026

🎤 AO VE MAHAJANGA?
Faly be aho hiaraka aminareo indray

🌹 POOPY – CABARET CONCERT📍 ROCHE ROUGE📅 ALAHADY 2 AOGOSITRA🕕 18H00

Elaela izay no tsy nihaonantsika teto Mahajanga… ❤️Ity ary ilay nangatahinareo!

🎶 Misafidiana hira iray tianao hiarahantsika mihira eny ambony sehatra:

🎵 FITIA VOARARA🎵 HO IRAY🎵 IRAY + IRAY🎵 AFENINA🎵 TENA NAMANA

💬 Soraty ao anaty commentaire ny safidinao. Sao dia ianao no ho voafidy hiakatra eny ambony sehatra hiaraka hihira amin'i Poopy!

🎟️ Hisokatra ny Alatsinainy 13 Jolay izao ny fivarotana tapakila ao amin'ny Roche Rouge.
VIP 100 000 Ar
GOLD 80 000 Ar
SILVER 50 000 Ar

📞 RÉSERVATION ET INFO: 034 36 339 37

🚨 ALERTE SORTIE DE BILLETS 🚨🎤 POOPY & JOHARYKANTO MIFAMENO Fampiaraham peo goavana indrindra 2027📍 AMPHITHÉÂTRE CCI IVAT...
06/07/2026

🚨 ALERTE SORTIE DE BILLETS 🚨

🎤 POOPY & JOHARY
KANTO MIFAMENO
Fampiaraham peo goavana indrindra 2027

📍 AMPHITHÉÂTRE CCI IVATO
🗓️ Dimanche 16 août 2026 à 15 h
🎟️ Ouverture de la billetterie : DEMAIN !

Tarifs :
🥈 SILVER : 40 000 Ar
🥇 GOLD : 60 000 Ar
⭐ VIP : 90 000 Ar

🎫 Réservez vos billets sur billetclic.com
📞 Infos & réservations : 034 15 406 88

La collaboration vocale de l'année arrive... ❤️🎶KANTO MIFAMENO📍 CCI IVATOPOOPY sy ........ ??? 🤔🎤Iza ary ireo raha haina...
01/06/2026

La collaboration vocale de l'année arrive... ❤️🎶

KANTO MIFAMENO
📍 CCI IVATO
POOPY sy ........ ??? 🤔🎤

Iza ary ireo raha hainareo ????

Izy ireo no nampiara-peo tamiko sy nanao chœur tamin'ny album POOPY voalohany. ❤️🎶

Raha hainareo ireo :
👉 Inona no hira niarahako tamin'izy ireo no tena tianareo haverina eny an-tsehatra?

😍👇
KANTO MIFAMENO...
Mbola betsaka ny tsy ampoizina miandry antsika! ✨

25/05/2026

🔥 ST MICHEL ITAOSY 🔥
REVY BE TY EEEE... 🤩

TONGAVA FA MBOLA MISY TAPAKILA ATY AN-TOERANA 🎟️

⏰ EFA MANOMBOKA MAMPIDITRA AMIZAY
AZA TARA FA GOAVANA NY AMBIANCE 🔥🙌

Address

Rn2
Antananarivo
101

Telephone

+261343633937

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Live prod spectacle posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Establishment

Send a message to Live prod spectacle:

Shortcuts

Share