19/08/2026
Hoy ianareo hoe lafo ilay mampanao sary?
Tsy lafo akory fa izay no sahaza azy raha ny fotoana sy ny herin-tsaina nanaovana azy no jerena.✏✏
Andao homena lanja ny vita Malagasy 🇲🇬
Yannick Noah
fans