Fy cuisine Rabe

Directions

Fy cuisine Rabe Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fy cuisine Rabe, Art, Antananarivo.

Misaotra Ray noho ny halehiben'ny fitiavanao.Mankasitraka antsika mahatoky anay hatrany.Mandray commande isanandro izaha...
24/10/2026

Misaotra Ray noho ny halehiben'ny fitiavanao.
Mankasitraka antsika mahatoky anay hatrany.
Mandray commande isanandro izahay ho an'ny événement karakarainao rehetra.
📲 0344823227
🤑 Manomboka 4500ar ny portion
🏠🚙 Manao livraison. Frais arakaraka ny toerana.


😋😋

Mandray commande foana izahay ho an'ny événement karakarainao. (Anniversaire, mariage, fiançailles, baptême.....)Aza mis...
16/10/2026

Mandray commande foana izahay ho an'ny événement karakarainao. (Anniversaire, mariage, fiançailles, baptême.....)
Aza misalasala mifandray aminay ary fa afaka mifampiresaka tsara mba hahafa-po anao.
📲 0344823227
🤑 Manomboka 4500ar ny portion
🏠🚙 Manao livraison. Frais arakaraka ny toerana.

😋😋

Ny Voninahitra ho Azy irery ihany.Mankasitraka antsika mahatoky hatrany.Aza misalasala mifandray aminay ny amin'ny fanam...
12/10/2026

Ny Voninahitra ho Azy irery ihany.
Mankasitraka antsika mahatoky hatrany.
Aza misalasala mifandray aminay ny amin'ny fanamamiana ny lanonana karakarainao fa tsy mbola nisy diso fanantenana izay nahatoky anay.
Mandray commande isanandro izahay.
📲 0344823227
🤑Manomboka 4500ar ny portion
🚙🏠 Manao livraison izahay. Frais arakaraka ny toerana


😋😋

Tsara ny Tompo isanandro.Mankasitraka antsika mahatoky anay hatrany.Mandray commande izahay ho an'ny événement karakarai...
05/10/2026

Tsara ny Tompo isanandro.
Mankasitraka antsika mahatoky anay hatrany.
Mandray commande izahay ho an'ny événement karakarainao rehetra.
📲 0344823227
🤑 Manomboka 4500ar ny portion
🚙🏠 Manao livraison. Frais arakaraka ny toerana



😋😋

Mankasitraka foana Ray ny amin'ny talenta atolotrao.Misaotra antsika mahatoky anay hatrany.Mandray commande isanandro iz...
30/09/2026

Mankasitraka foana Ray ny amin'ny talenta atolotrao.
Misaotra antsika mahatoky anay hatrany.
Mandray commande isanandro izahay.
📲 0344823227
🤑 Manomboka 4500ar ny portion
🏠🚙 Manao livraison. Frais arakaraka ny toerana.



😋😋

Misaotra Ray ô ny amin'ny Fitiavanao.Mankasitraka antsika mahatoky hatrany.Mandray commande isanandro izahay.📲 034482322...
22/09/2026

Misaotra Ray ô ny amin'ny Fitiavanao.
Mankasitraka antsika mahatoky hatrany.
Mandray commande isanandro izahay.
📲 0344823227
🤑 Manomboka 4500ar ny portion
🏠🚙 Manao livraison. Frais arakaraka ny toerana


😋😋

Ny Voninahitra ho Azy irery ihany.Misaotra antsika mahatoky anay hatrany.Mandray commande isanandro izahay ho an'ny fety...
14/09/2026

Ny Voninahitra ho Azy irery ihany.
Misaotra antsika mahatoky anay hatrany.
Mandray commande isanandro izahay ho an'ny fety karakarainao. Koa aza misalasala mifandray aminay
📲 0344823227
🤑 Manomboka 4500ar ny portion
🚙🏠 Manao livraison. Frais arakaraka ny toerana


❤❤
😋😋

Misaotra Ray ô!Mankasitraka antsika mahatoky hatrany.Mandray commande isanandro izahay fa aza misalasala mifandray amina...
08/09/2026

Misaotra Ray ô!
Mankasitraka antsika mahatoky hatrany.
Mandray commande isanandro izahay fa aza misalasala mifandray aminay.
🤑 Manomboka 4500ar ny portion
📲 0344823227
🚙🏠 Manao livraison. Frais arakaraka ny toerana


😋😋

Ny Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany.Mankasitraka an'i Tanjona mivady nametraka ny fitokisany taminay.Ho tokan...
31/08/2026

Ny Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany.
Mankasitraka an'i Tanjona mivady nametraka ny fitokisany taminay.
Ho tokantrano ambinina anie ny tokantranonareo 2 kely ary ho tahiana hatrany.
Ianao koa, aza misalasala mifandray aminay fa vonona izahay hanao izay mahafa-po anao toa an'izy 2.
📲 0344823227
🤑 Manomboka 3000ar ny individuel ary 4500ar ny grand gâteaux
🚙🏠 Manao livraison. Frais arakaraka ny toerana.

❤
😋😋

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 07:00 - 19:00
Tuesday 07:00 - 19:00
Wednesday 07:00 - 19:00
Thursday 07:00 - 19:00
Friday 07:00 - 19:00
Saturday 07:00 - 19:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fy cuisine Rabe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category