LEADER's club

LEADER's club "Soyons les leaders que nous rêvions d'avoir!"

Mirary Noely sambatra ho antsika rehetra ny équipe LEADER's club ka samy ho tratry ny amin’ny taom-baovao indray🎉
25/12/2023

Mirary Noely sambatra ho antsika rehetra ny équipe LEADER's club ka samy ho tratry ny amin’ny taom-baovao indray🎉

🪴FAMBOLEN-KAZO Andramasina | 23-12-23🗓️Tontosa soamantsara ny Fambolenkazo natao tao Andramasina niarahan’n𝘾𝙡𝙪𝙗 𝙑𝙞𝙣𝙩𝙨𝙮 𝙍...
23/12/2023

🪴FAMBOLEN-KAZO Andramasina | 23-12-23🗓️

Tontosa soamantsara ny Fambolenkazo natao tao Andramasina niarahan’n𝘾𝙡𝙪𝙗 𝙑𝙞𝙣𝙩𝙨𝙮 𝙍𝙞𝙖𝙣𝙖 - 𝙈𝙚𝙣𝙩𝙞𝙤𝙣 𝙂𝙚𝙨𝙩𝙞𝙤𝙣 𝙁𝘼𝘾 𝙀𝙂𝙎𝙩𝙞𝙤𝙣 𝙂𝙚𝙨𝙩𝙞𝙤𝙣 𝙁𝘼𝘾 𝙀𝙂𝙎 tamin’ny:
- Bôndy✅
- Association des Étudiants en Pharmacie de Madagascar ✅
- Solika Groupe✅

Misaotra sy Mankasitraka antsika tanora nandray andraikitra androany izahay ary Miarahaba anareo nahavita ny adidy masina tamin’ny Nosy malalantsika💚

Misaotra sy Mankasitraka ny Associations voatonona etsy ambony. Hitohy hatrany anie ny fiarahamiasa ho amin’ny fampandrosoana maharitra🫱🏻‍🫲🏽

Misaotra sy Mankasitraka an’ireo izay rehetra nanohana tamin’ny fomba maro samihafa✨

Ny zanan-kazo 620 nambolenareo anie haniry ka hamoa tsara holovain-jafy🤍



« Tanora mamboly hazo, antoky ny fampandrosoana maharitra »Andao hamboly hazo hiaraka aminay✨
20/12/2023

« Tanora mamboly hazo, antoky ny fampandrosoana maharitra »
Andao hamboly hazo hiaraka aminay✨

« Un entrepreneur est un innovateur enthousiaste qui saisit chaque opportunité, sait faire face aux risques et en assume...
20/12/2023

« Un entrepreneur est un innovateur enthousiaste qui saisit chaque opportunité, sait faire face aux risques et en assume les conséquences. »~ LEADER’s club🥇

🗓️Thème 1: ÊTRE OU VOULOIR ÊTRE?
1️⃣FAMARITANA:
Dingana na phases roa samy hafa izay tsy maintsy andalovan’ny olombelona rehetra ireo.

2️⃣VOULOIR ÊTRE:
Mbola ao anatin’ny faniriana fotsiny ilay olona eto. Miteny am-bava na maka sary an-tsaina matetika ny zavatra tiany hananana na tiany hatao. Raha ato anatin’ity dingana ity dia mila mitandrina mba tsy hatoky be fahatany ny « loi d’attraction » fotsiny. Mbola tamana ao anaty « zone de confort » izy matetika ka variana ary tsy mety mandroso ho amin’ny dingana manaraka. Izany hoe tokony hijanona ho dingana lalovana ihany izy ity fa tsy azo hijanonana ela.
Oh: Je voudrais devenir un génie en informatique.

3️⃣ÊTRE:
Raha mijanona anaty « zone de confort » ny olona iray dia tsy hazoto hanao « action » mihitsy fa hiraikitra ao anaty « théories » lalandava. Ato anatin’ity dingana ity ny olona iray no mandray andraikitra ka tonga amin’ilay hoe « finoana arahin’asa ».
Oh: *manao recherches ilay olona ka mi-se renseigner avy hatrany momba an’ilay monde tiany hidirana (raha raisika ny ohatra tao @1️⃣ dia ny monde de l’informatique)

4️⃣FEHINY:
Raha te ho Mpandraharaha mahomby ianao ka tianao ny Orinasanao ho Leader eo amin’ny marché iray dia:
- Sahia manonofy✅
- Mahaiza miasa sy miezaka✅

Zarao raha nahasoa anao✨
Abonneo ny page fa ho avy tsy ho ela ny Thème 2🗓️


Photo: Entrepreneur 3.0

Salama eh!🥳Efa tsy misy vina amintsika intsony moa fa ny fanampiana tosika an’ireo mpandraharaha sy fitarihana an’izireo...
16/12/2023

Salama eh!🥳

Efa tsy misy vina amintsika intsony moa fa ny fanampiana tosika an’ireo mpandraharaha sy fitarihana an’izireo ho tonga dia anisan’ny tena tanjon’ny LEADER's club 🎯

✅Inty ary ny occasion sady opportunité tsy manam-paharoa atolotray ho anao:
Alefaso ao amin’ny commentaire ny ataonao na mbola Petit Business na efa Grande Entreprise fa hanampy ny notorieté anao tokoa izany..✨

Aza menatra mampahafantatra ny orinasanao fa ilaina ny notorieté hahafantaran’ny clients sy ny investisseurs anao🤲🏽

Alefaso ao amin’ny commentaire ny Orinasanao, na pejy, na description sy anarany fotsiny ary tsara indrindra ny mandefa ny sary fanehoana ny ampahan’ny asa vitanao🤗

« Mon business d’aujourd’hui fera de moi un grand leader de demain. »💪🤍

N.B: Tsy misy sarany kely🚫
Na mbola nofinofy ary dia afaka alefa mba hahafahana manoro lalana anao🤝
Na Association izany hoe tsy a but lucratif ary dia afaka mandefa foana ho fampandrosoana sy fampahafantarana ny Organisation anao✨

📢HEY, Andao HAMBOLY HAZO‼️J-8🤩Manasa anao izahay 𝘾𝙡𝙪𝙗 𝙑𝙞𝙣𝙩𝙨𝙮 𝙍𝙞𝙖𝙣𝙖 - 𝙈𝙚𝙣𝙩𝙞𝙤𝙣 𝙂𝙚𝙨𝙩𝙞𝙤𝙣 𝙁𝘼𝘾 𝙀𝙂𝙎 avy ato amin’ny LEADER's cl...
15/12/2023

📢HEY, Andao HAMBOLY HAZO‼️

J-8🤩

Manasa anao izahay 𝘾𝙡𝙪𝙗 𝙑𝙞𝙣𝙩𝙨𝙮 𝙍𝙞𝙖𝙣𝙖 - 𝙈𝙚𝙣𝙩𝙞𝙤𝙣 𝙂𝙚𝙨𝙩𝙞𝙤𝙣 𝙁𝘼𝘾 𝙀𝙂𝙎 avy ato amin’ny LEADER's club hiara hamboly hazo aminay ho antoky ny fampandrosoana maharitra🌳

🪴FAMBOLEN-KAZO | REBOISEMENT‼️

🗓️23 DESAMBRA🗓️

⏰Départ 7h00 Parking EGS ANKATSO⏰

📍Toerana: ANDRAMASINA📍

💸Paf: 10.000ar (Transport aller-retour)💸

📑Fisoratana anarana: mp amin’ny pejy📑

⚠️Faran’ny fisoratana anarana: 21 DESAMBRA⚠️

⚠️ Mitondra sakafo atoandro sy rano🍱

« Tanora mandray andraikitra aho, antoky ny fampandrosoana maharitra. »✨

☎️Infoline: 034 99 567 55☎️

Misorata anarana dieny izao!🤩Sady hamboly hazo isika no hiala voly🥳J-13🌿
09/12/2023

Misorata anarana dieny izao!🤩

Sady hamboly hazo isika no hiala voly🥳

J-13🌿

📢HEY, Andao HAMBOLY HAZO‼️

Inty ary ilay efa nandrasana🤩

Na mpianatra ianao na mpiasa na tanora na RaiamandReny, na mpandraharaha na ihany koa fikambanana manana vina ho an’ny fampandrosana maharitra sy ny fikajiana ny tontolo iainana🌿, dia manasa anao izahay 𝘾𝙡𝙪𝙗 𝙑𝙞𝙣𝙩𝙨𝙮 𝙍𝙞𝙖𝙣𝙖 - 𝙈𝙚𝙣𝙩𝙞𝙤𝙣 𝙂𝙚𝙨𝙩𝙞𝙤𝙣 𝙁𝘼𝘾 𝙀𝙂𝙎 avy ato amin’ny LEADER's club hiara hamboly hazo aminay ho antoky ny fampandrosoana maharitra🌳

🪴FAMBOLEN-KAZO | REBOISEMENT‼️

🗓️23 DESAMBRA🗓️

⏰Départ 7h00 Parking EGS ANKATSO⏰

📍Toerana: ANDRAMASINA📍

💸Paf: 10.000ar (Transport aller-retour)💸

📑Fisoratana anarana: mp amin’ny pejy📑

⚠️Faran’ny fisoratana anarana: 21 DESAMBRA⚠️

⚠️ Mitondra sakafo atoandro sy rano🍱

« Tanora mandray andraikitra aho, antoky ny fampandrosoana maharitra. »✨

☎️Infoline: 034 99 567 55☎️

📢HEY, Andao HAMBOLY HAZO‼️Inty ary ilay efa nandrasana🤩Na mpianatra ianao na mpiasa na tanora na RaiamandReny, na mpandr...
04/12/2023

📢HEY, Andao HAMBOLY HAZO‼️

Inty ary ilay efa nandrasana🤩

Na mpianatra ianao na mpiasa na tanora na RaiamandReny, na mpandraharaha na ihany koa fikambanana manana vina ho an’ny fampandrosana maharitra sy ny fikajiana ny tontolo iainana🌿, dia manasa anao izahay 𝘾𝙡𝙪𝙗 𝙑𝙞𝙣𝙩𝙨𝙮 𝙍𝙞𝙖𝙣𝙖 - 𝙈𝙚𝙣𝙩𝙞𝙤𝙣 𝙂𝙚𝙨𝙩𝙞𝙤𝙣 𝙁𝘼𝘾 𝙀𝙂𝙎 avy ato amin’ny LEADER's club hiara hamboly hazo aminay ho antoky ny fampandrosoana maharitra🌳

🪴FAMBOLEN-KAZO | REBOISEMENT‼️

🗓️23 DESAMBRA🗓️

⏰Départ 7h00 Parking EGS ANKATSO⏰

📍Toerana: ANDRAMASINA📍

💸Paf: 10.000ar (Transport aller-retour)💸

📑Fisoratana anarana: mp amin’ny pejy📑

⚠️Faran’ny fisoratana anarana: 21 DESAMBRA⚠️

⚠️ Mitondra sakafo atoandro sy rano🍱

« Tanora mandray andraikitra aho, antoky ny fampandrosoana maharitra. »✨

☎️Infoline: 034 99 567 55☎️

🗓️SORTIE EN NATURE-SISAONY PARC🗓️Tontosa soamantsara ny fitsangatsanganana nokarakarain’ny 𝘾𝙡𝙪𝙗 𝙑𝙞𝙣𝙩𝙨𝙮 𝙍𝙞𝙖𝙣𝙖 - 𝙈𝙚𝙣𝙩𝙞𝙤𝙣 𝙂...
02/12/2023

🗓️SORTIE EN NATURE-SISAONY PARC🗓️

Tontosa soamantsara ny fitsangatsanganana nokarakarain’ny 𝘾𝙡𝙪𝙗 𝙑𝙞𝙣𝙩𝙨𝙮 𝙍𝙞𝙖𝙣𝙖 - 𝙈𝙚𝙣𝙩𝙞𝙤𝙣 𝙂𝙚𝙨𝙩𝙞𝙤𝙣 𝙁𝘼𝘾 𝙀𝙂𝙎 anio 02/12/23✅

Isaorana etoana isika rehetra tonga mavitrika niara-nikorana✨

🪴Nahafinaritra indrindra ny fiarahana na ny lalao na ny fa ho ataontsika mahafinaritra lavitra noho iny ny amin’ny FAMBOLEN-KAZO amin’ny 23/12/23🤩

Amin’ny 23 DESAMBRA indray ary mihaona eh!🥳

✨Que vous apparteniez à la Mention Gestion ou non,🍀Vintsy Riana vous invite:🗓️SORTIE EN NATURE🗓️🗓️Ce 02 Decembre au Parc...
28/11/2023

✨Que vous apparteniez à la Mention Gestion ou non,

🍀Vintsy Riana vous invite:

🗓️SORTIE EN NATURE🗓️

🗓️Ce 02 Decembre au Parc Sisaony📍

⏰Depart 7h00 Anosy arrêt Voninkazo | Rentrée 15h30⏰

💰Paf 7.000ar💰

⚠️Mitondrà sakafo atoandro🍱

📑Inscription: en mp avec LEADER's club📩

☎️Infoline: 034 99 567 55 | 0344709994☎️

📸 Retour en images de la pièce chorégraphique intitulée "LE MAINTY"  du 29 octobre 2023, au Grand Amphi Université d'Ant...
23/11/2023

📸 Retour en images de la pièce chorégraphique intitulée "LE MAINTY" du 29 octobre 2023, au Grand Amphi Université d'Antananarivo 🌟

Nous sommes fiers de vous présenter les moments captivants de la pièce "LE MAINTY", une collaboration unique entre les danseurs de la Mention Gestion (LDC), de la Mention Sociologie (TVS) Socio-Pro , de la Faculté de et de l’ ✨.

Au cœur d'une histoire tissée de souffrances, nous avons vu émerger une détermination sans faille, élevée en résistance.
La culture noire, flambeau de liberté, a tracé son chemin vers la justice réclamée.

🌍 La culture noire, telle une étoile étincelante, a illuminé le monde de son héritage émouvant.
Les danseurs ont vibré au rythme des tambours de la liberté, bravant les chaînes, les préjugés et les inimitiés.

Nous sommes honorés d'avoir pu partager cette expérience artistique qui célèbre la diversité, l'expression libre et la force de la culture noire. Ces images reflètent l'énergie, la passion et l'engagement de chaque danseur sur scène.

✨ Restez connectés pour découvrir plus de moments magiques

Hanentanana antsika rehetra tia Nature hatrany💚
21/11/2023

Hanentanana antsika rehetra tia Nature hatrany💚

Hello les amoureux de la nature☘️

Andao indray isika mba hiaraka ankafy ny akanton'ny natiora sa ahoana hoy ianareo?💚

Journée de SORTIE NATURE au 📍SISAONY PARC Ambatofotsy no anombohantsika azy🍂

📆Date : 02 Décembre 2023📝
🔖Paf : 7000 Ar incluant Transport et entrée au Parc
🕖Départ : 7h à Anosy🕖

Aza adino ny mitondra satroka👒🧢, rano🥛, akanjo maivamaivana👕🩳,.. ny sakafo mazava ho azy🍽️😋

Ny fisoratana anarana dia ato amin'ny Pejy Club Vintsy Riana irery ihany manomboka izao hatramin'ny Alakamisy 30 Novembre💗

Manantena ny fahatongavantsika rehetra🍁

N.B : Ho an'izay te hiditra ho mpikambana ihany koa dia afaka manoratra ato amin'ny pejy💚

Address

Université D'Antananarivo
Antananarivo
101

Telephone

+261344709994

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when LEADER's club posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Establishment

Send a message to LEADER's club:

Share