Fanilon'ny Teatra Malagasy

Fanilon'ny Teatra Malagasy �FANILON'NY TEATRA (F.T.M) �

01/01/2026

🥰🥰Arabaina Nahatratry ny Taona vaovao e😘😍

🎄🎄“Mirary Krismasy sambatra ho anareo rehetra, ary enga anie ka samy hahatratra ny taona 2026.”🎄🎄
26/12/2025

🎄🎄“Mirary Krismasy sambatra ho anareo rehetra, ary enga anie ka samy hahatratra ny taona 2026.”🎄🎄

❤️☃️❄️☃️MIRARY❄️ FETY 🎄🎄🎉SAMBATRA🎊🎁🤩 HO ANTSIKA🥳🛷⛪🕯️  REHETRA ❤️🎄🛷⛪🕯️🎄🎉 SAMY HO TRATRY NY FETY 🎊🎁🤩🥳
01/12/2024

❤️☃️❄️☃️MIRARY❄️ FETY 🎄🎄🎉SAMBATRA🎊🎁🤩 HO ANTSIKA🥳🛷⛪🕯️ REHETRA ❤️
🎄🛷⛪🕯️🎄🎉 SAMY HO TRATRY NY FETY 🎊🎁🤩🥳

03/09/2024

🥰Toy izany ny fahazaza teny ambony sehatra 🥰🥰
Mialy Irène Rabariarisoa 🥰
Kantonirina Andriatsalama🥰
Seth MatuidiTinih Andrianarisoa🥰
Tiavina Rasolofo🥰

🥰🥰FTM(fanilon'ny Teatra Malagasy)🥰🥰

    Voalohany ho an'ireo Mpikambana vaovao ity ka hanana tombony manokana ny   ANDRAVOAHANGY   🌺  🎭FTM❤  🎭❤  🎭❤🌹🌹
29/05/2024

Voalohany ho an'ireo Mpikambana vaovao ity ka hanana tombony manokana ny ANDRAVOAHANGY

🌺 🎭FTM❤
🎭❤
🎭❤🌹🌹

😇🌻🌞💕Miarahaba ny Reny rehetra amin'izao andronareo izao❤️💗Miarahaba ihany koa an'i Presidente Mialy Irène Rabariarisoa 💓...
26/05/2024

😇🌻🌞💕Miarahaba ny Reny rehetra amin'izao andronareo izao❤️💗Miarahaba ihany koa an'i Presidente Mialy Irène Rabariarisoa 💓satria izy no renin'ny TROPY FANILO rehetra 💝ho tahin'ny Tompo hatrany amin'ny asa sy atao rehetra 🌺🌹🌹

❤😘🥰Koa raiso ry Neny, f'efa solon-taiza ireny, ry neniko❤️
Ny zavatra iriako, mba hihavao ny tombon' andronao ry Neny❤️
Jereo iny diavolam-pararano, sy ny kintana ireny, ry neniko❤️
Mitaratra mazava, mitahy anao , ry Neny❤️🍾🥳

Miarahaba e, 🥰😍eny vita soa ny Fety e,,fa vita soa toy izay koa ny dingana voalohany amin'ny fampiofanana ireo mpikamban...
21/05/2024

Miarahaba e, 🥰😍eny vita soa ny Fety e,,fa vita soa toy izay koa ny dingana voalohany amin'ny fampiofanana ireo mpikambana vaovao an!! 🏃🏃ho avy tsy ho ela ny '' D EVALUATION" 🥹IZANY HOE hanao seho sehatra kely izy ireo hijerevantsika ny farim-pahaizan'ny tsirairay nandritra izay 1volana izay🥰😍
🎭FTM❤
🎭❤
🎭❤

20/05/2024

🎭 ❤
🎭Imaitsoanala ❤🌹
Tena feno ity raki-kira ity 🥰Feno fahatsiarovana mamy 🌹Ary koa ... 🌺tena mamy 😍

i MBATO RAVALOSON noho nahatoa izao ny TROPY ary nampitia ny TEATRA MALAGASY NY TROPY FANILO Ary ny TROPY FANILO dia hampitia sy hampita izany fanilo izany eran'ny faratazana 🥰😍
🎭FTM❤
🎭❤
🎭❤
Tropy Jeannette🎭❤

12/04/2024

Miarahaba e, 😍😘
Amin'ny 08 oara ny Maraina ☺️
Amin'ny 02 ora ny Hariva 😌
Toerana: efa hitanareo 🥰🥰🥰🥰🥲🥲

10/04/2024

Mankasitraka anareo rehetra tonga androany e😙😎😊samia aza manoratra eto ambany eto izay tonga androany e😊😊hafahatsika mandamina 😎😋😚

10/04/2024

Mbola an-dalana ve??😊😊😊eny mbola miandry anareo izahay ô😍😍😄

Address

Antananarivo
TANÀ101

Telephone

+261345877047

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fanilon'ny Teatra Malagasy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share