Zanaka La Sainte

Zanaka La Sainte Culture
Mœurs
Dance
Challenge
Éducation
Savoir faire.

08/03/2026

Groupe : GROOVE GASY

Titre: Mbola ho avy ny anjaranao
fans

08/03/2026

: GROOVE GASY de Sainte-Marie Madagascar

: Mbola ho avy ny anjaranao.

fans

15/02/2026

😃😃Que la fête commence ! 🎉
fans

14/02/2026

😄😄😄😄😄😄😄
fans

31/12/2025

fans

16/12/2025

👉La circoncision à Madagascar🇲🇬 fans

01/09/2025

💢Festival Culturel Tsolabe 13 ème édition à Sainte-Marie. 💢

30/08/2025

💢Ny fanokafana ny Festival Culturel Tsolabe andiany faha-13 dia notanterahina teto Sainte-Marie ny 29 Aogositra 2025. Notronin’ny manam-pahefana isan-tsokajiny, ireo mpandray anjara ary ny vahoaka marobe, ity hetsika ity dia nanamarika indray ny hasin’ny kolontsaina sy ny lova nentin-drazana mampiavaka an’i Sainte-Marie.

29/08/2025

Nisokatra omaly hariva tao amin’ny La Taverne Ambodifotatra ny Fetibe Koltoraly Tsolabe, tamin’ny alalan’ny alimpandihizana lehibe notronin’olona maro.

💢Ity lanonana ity no nanamarika tamin’ny fomba ofisialy ny fanombohan’ny festival, izay mikendry ny hampahafantarana sy hampiroboroboana ny lova ara-koltoraly mandritra ny efatra andro misesy.

💢Araka ny fandaharam-potoana, hisy mandritra izany ny fampisehoana dihy sy hira nentim-paharazana, fampirantiana asa-tanana, hetsika ara-panatanjahantena, ary koa fanentanana momba ny kolontsaina sy ny tantara.

💢Nanamafy ny komity mpikarakara fa ny tanjona lehibe amin’ity hetsika ity dia ny hampivelatra sy hamelona indray ny kolontsaina Antenosy, sady hanome sehatra ho an’ireo mpanakanto sy mpanao asa-tanana hanehoana ny talentany.

Address

Antananarivo
515

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Zanaka La Sainte posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category