Speak English With Sedra Ny Aina

Speak English With Sedra Ny Aina 🇺🇸English Spoken🇺🇸

🎤MANDA Mpikabary🎶

Mpanentana❤

0337925451

Hi everyone,Elaela isika tsy nandefa publication tato.Indro ary misy karazana Ohabolana kely e! 😁😊"Better meet Witch tha...
27/02/2026

Hi everyone,
Elaela isika tsy nandefa publication tato.

Indro ary misy karazana Ohabolana kely e! 😁😊

"Better meet Witch than Liar" (Aleo mifanena amin'ny mpamosavy toizay mifanena amin'ny mpandainga) 😁😁

Azonao ampiasaina io amin'ireny olona mpandainga be ireny.

Raha maniry ny hianatra ny teny Anglisy dia aza misalasala mandefa hafatra miafina ❤️🙏

Enjoy🇺🇸🇬🇧🙏

English Expression😊🇬🇧🇺🇲👉TO FALL OVER SOMEBODY 👈Izay midika hoe "latsa-pitia amina olona iray" 😊Rehefa ilay te hitory fit...
11/02/2026

English Expression😊🇬🇧🇺🇲

👉TO FALL OVER SOMEBODY 👈

Izay midika hoe "latsa-pitia amina olona iray" 😊

Rehefa ilay te hitory fitia amin'ny olona iny ianao izany dia afaka mampiasa tsara io.😅😁

Example: I'm fall over you (latsa-pitia aminao aho)

Mbola mitohy foana ny cours tsika hoan'ny ireo izay tena vonona😁😊

English Expressions. 🇬🇧🇺🇲🙏➡️TO BE TWO-FACED= MpiatsaravelatsihyEntina ilazana ireo olona miseho ho tsara fanahy eo imaso...
05/02/2026

English Expressions. 🇬🇧🇺🇲🙏

➡️TO BE TWO-FACED= Mpiatsaravelatsihy
Entina ilazana ireo olona miseho ho tsara fanahy eo imaso kanefa any ambadika feno fanaratsiana sy lainga fotsiny. 🤔🙄

Example : She is being two-faced, saying nice things to face but talking badly behind your back. (Miatsaravelatsihy izy, miteny tsara eo aminao kanefa any ambadika manao laza ratsy) 😁❤️

Mbola mitohy foana cours Anglais en ligne gratuit.

Midira hafatra miafina rehefa vonona hianatra amin'izay ianao😊😁🙏

You can do it 🇺🇲🙏🇬🇧

English Idioms 🇺🇲Ndeha aloha isika iresaka idioms momban'ny "Break" ihany.👉Break one's heart👈 midika hoe manao izay mamp...
30/01/2026

English Idioms 🇺🇲

Ndeha aloha isika iresaka idioms momban'ny "Break" ihany.

👉Break one's heart👈 midika hoe manao izay mampalahelo olona.
Mety misy zavatra nataonao ka nampalaelo olona dia azo ampiasaina ny Break One's heart❤️😊

Example : Don't Break her heart. (Aza mampalaelo azy)

Raha liana te hianatra Anglais ianao dia afaka manampy anao izahay,💬😊🙏🇺🇲🇬🇧

English Idioms🇬🇧🇺🇲👉Break somebody up👈Tsy mamaky olona akory  fa karazana idioms entina ilazana fisarahana tamina olona 😁...
29/01/2026

English Idioms🇬🇧🇺🇲

👉Break somebody up👈

Tsy mamaky olona akory fa karazana idioms entina ilazana fisarahana tamina olona 😁

Exemple :
My boyfriend broke me up. 🇬🇧
(Nisarahan'ny sipako aho)

-Aza adino fa 10.000 AR fotsiny 😱😱
-Tsy misy ecolage ❤️
-Dia afaka manao cours Anglais
en ligne ato aminay
-Natokana ho anao izay mbola Débutant mihitsy ity. 😁😁🙏

Hianarana ny:
➡️Speaking
➡️Reading
➡️Listening

Aza tara ary an😊❤️🙏

Let's practice guys!
You can do it🙏🇺🇲

English Idioms 🇺🇲👉BREAK FREE👈➡️Ampiasaina ny "Break free" rehefa mahatsiaro ho afaka amin'ny zavatra iray nangeja nandri...
28/01/2026

English Idioms 🇺🇲

👉BREAK FREE👈

➡️Ampiasaina ny "Break free" rehefa mahatsiaro ho afaka amin'ny zavatra iray nangeja nandritry ny fotoana fohy na maharitra.

👉Example: He broke free from his girlfriend.

➡️Afaka tamin'ny sipany izy.

🙏Aza adino fa mbola mitohy foana ny
Fandraisana mpianatra en ligne.

Natokana hoan'ireo mbola Débutant.

10.000 Ar fotsiny anatiny 3 volana.

Aza tara ary an🙏🇺🇲😊

English Idioms🇬🇧🇺🇲👉Break a Leg.👈= (Good luck) Tsy mamaky tongotra akory an! 😎➡️karazana idioms entina irariana soa olona...
27/01/2026

English Idioms🇬🇧🇺🇲

👉Break a Leg.👈= (Good luck)

Tsy mamaky tongotra akory an! 😎
➡️karazana idioms entina irariana soa olona hiatrika zavatra iray😁

Exemple :
You can do it. Break a leg🇬🇧
(vitanao io, mirarisoa ! )

-Aza adino fa 10.000 AR fotsiny 😱😱
-Tsy misy ecolage ❤️
-Dia afaka manao cours Anglais
en ligne.
-Ho anao mbola débutant ato aminay

Hianarana ny:
➡️Speaking
➡️Reading
➡️Listening

Voafetra ihany anefa ny mpianatra ho raisina an😊❤️🙏

Let's practice guys!
You can do it🙏🇺🇲

English Idioms🇬🇧🇺🇲👉Break the ice.👈Tsy mamaky glace akory no dikan'io fa karazana idioms entina ilazana na hamporisihana ...
26/01/2026

English Idioms🇬🇧🇺🇲

👉Break the ice.👈

Tsy mamaky glace akory no dikan'io fa karazana idioms entina ilazana na hamporisihana olona iray mba hanokatra resaka ihany😁

Exemple :
Can you break the ice. 🇬🇧
(Afaka atombokao ve ny resaka)

-Aza adino fa 10.000 AR fotsiny 😱😱
-Tsy misy ecolage ❤️
-Dia afaka manao cours Anglais
en ligne.
-Ho anao mbola débutant ato aminay

Hianarana ny:
➡️Speaking
➡️Reading
➡️Listening

Voafetra ihany anefa ny mpianatra ho raisina an😊❤️🙏

Let's practice guys!
You can do it🙏🇺🇲

12/01/2026

Ndao hanomboka hianatra amin'izay e!
Cours Anglais parlé gratuit en ligne, hoan'ny Débutant ihany

19/12/2025

Tsy efa fotoana tokony hianarana teny Anglisy ve izao?,Sa hiandry rahoviana?
Midira mp raha vonona (Ho an'ny debutant ihany)😊🙏

19/12/2025

Tiako ianao fa saingy .......
Tsy mihevitra ahy hoe misy
Tia anefa ianao , fa tsy izaho mihitsy😥💔
( eto izy)😊🥰

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261348114704

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Speak English With Sedra Ny Aina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share