13/08/2025
Fiantsoana fivoriana
Antsoina isika mpikambana eto aminy FDR teatra mba hamonjy ny fivoriana ara-potoana faharoa izay atao ny sabotsy 16 Aogositra 2025 aminy 08ora ka hatraminy 11ora ao aminy Efitrano ny lisea JJRabearivelo Analakely. Tongava maro ary mifampilaza fa maro ny zavatra ho dinihana . Misaotra mialoha
Ny Birao maharitra .