Soa'Rojo

Soa'Rojo Arts Malagasy en raphia et accessoires

"Unleash Boundless Creativity with Raffia Artistry"

20/08/2026

Tsรฉ tsรฉ tsรฉ ๐Ÿ˜๐Ÿ˜๐Ÿ˜
raphia vokarin'i Soa'Rojo

๐Ÿšซ๐Ÿšซ VENDUS ๐Ÿšซ ๐Ÿšซ Satroka sy poketra Afaka miaraka na misaraka koa Izay tiantsika mihitsy ๐Ÿ˜Š๐Ÿ˜๐Ÿ’ฏ%  , crochet, asa tanana Malaga...
17/08/2026

๐Ÿšซ๐Ÿšซ VENDUS ๐Ÿšซ ๐Ÿšซ
Satroka sy poketra
Afaka miaraka na misaraka koa
Izay tiantsika mihitsy ๐Ÿ˜Š๐Ÿ˜
๐Ÿ’ฏ% , crochet, asa tanana Malagasy โœ…
Vokarin'i Soa'Rojo hatrany

Ho an'ilay nitady ensemble ooo ๐Ÿ˜Ao @ commentaires misy satroka fotsiny na sac fotsiny fa ireo aloha ensembles annnn ๐ŸฅฐTsa...
14/08/2026

Ho an'ilay nitady ensemble ooo ๐Ÿ˜
Ao @ commentaires misy satroka fotsiny na sac fotsiny fa ireo aloha ensembles annnn ๐Ÿฅฐ
Tsarabe eeee ??

Asa tanana Malagasy hatrany vokarin'i Soa'Rojo
๐Ÿ’ฏ% raphia, asa tanana Malagasy

13/08/2026

Milamindamina kely fotsiny manomana zava baovao
ho avy tsy ho ela... ๐Ÿ™๐Ÿฅฐ

Iza no tianareo??๐Ÿ˜Š๐Ÿ˜Ilay   misy tahony cuir kely ambony sa ilay anneau dorรฉ ??๐Ÿ’ฏ% raphia crochet, asa tanana Malagasy hatr...
09/08/2026

Iza no tianareo??๐Ÿ˜Š๐Ÿ˜
Ilay misy tahony cuir kely ambony sa ilay anneau dorรฉ ??
๐Ÿ’ฏ% raphia crochet, asa tanana Malagasy hatrany

Sac seau kely mahafatifaty beee ๐Ÿ˜๐Ÿ˜โค๏ธ vita @ crochet ๐Ÿ’ฏ% raphia, cuir vรฉritable traitรฉ ny tadiny malefaka mangirana tsara ...
07/08/2026

Sac seau kely mahafatifaty beee ๐Ÿ˜๐Ÿ˜โค๏ธ vita @ crochet ๐Ÿ’ฏ% raphia, cuir vรฉritable traitรฉ ny tadiny malefaka mangirana tsara ๐Ÿ˜
โœ…Misy doublure sy fermeture ary poche anatiny ๐Ÿ˜Š
โœ…Fond doublรฉ ( misy cuir)

Miarahaba antsika ooo๐Ÿ‘‹Soa'Rojo dia mampahafantatra ny mpanjifa sy ny rehetra fa MIKATONA ny fandraisana ny commandes nts...
05/08/2026

Miarahaba antsika ooo๐Ÿ‘‹
Soa'Rojo dia mampahafantatra ny mpanjifa sy ny rehetra fa MIKATONA ny fandraisana ny commandes ntsika ๐Ÿ™ mandritra ny fotoana voafetra ๐Ÿ˜Š
Manao filazana eto izahay vao manomboka misokatra izany ๐Ÿ˜Š
Ny livraisons sy ny ventes @ disponibles anefa mitohy hatrany.
Mankasitraka indrindra tompoko ๐Ÿ™๐Ÿฅฐ

  PM ๐Ÿ˜๐Ÿ˜Tadiny 02 โ˜‘๏ธTsara loatra ๐Ÿ˜ ๐Ÿ’ฏ% raphia, crochet, chinรฉ ary asa tanana Malagasy โค๏ธ Vokarin'i Soa'Rojo Disponible de ...
04/08/2026

PM ๐Ÿ˜๐Ÿ˜
Tadiny 02 โ˜‘๏ธ
Tsara loatra ๐Ÿ˜
๐Ÿ’ฏ% raphia, crochet, chinรฉ ary asa tanana Malagasy โค๏ธ
Vokarin'i Soa'Rojo
Disponible de suite ๐Ÿ‘‡

Iza @ ireo no tiantsika??Ensemble sac XL + bandeau sa ensemble   MM sy satroka??Samy tsara be daholo fa antsika ny safid...
31/07/2026

Iza @ ireo no tiantsika??
Ensemble sac XL + bandeau sa ensemble MM sy satroka??
Samy tsara be daholo fa antsika ny safidy ๐Ÿ™๐Ÿ˜
๐Ÿ’ฏ% raphia

๐Ÿšซ๐Ÿšซ VENDU merciii ๐Ÿšซ๐ŸšซIza mo ilay nitady ensemble ??๐Ÿ˜๐Ÿ˜๐Ÿ˜๐Ÿ˜Vokarin'i Soa'Rojo hatrany ๐Ÿ’ฏ% raphia crochet fait main
25/07/2026

๐Ÿšซ๐Ÿšซ VENDU merciii ๐Ÿšซ๐Ÿšซ
Iza mo ilay nitady ensemble ??
๐Ÿ˜๐Ÿ˜๐Ÿ˜๐Ÿ˜
Vokarin'i Soa'Rojo hatrany
๐Ÿ’ฏ% raphia crochet fait main

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 11:30

Telephone

+261330257693

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Soa'Rojo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category