ZA SY IZY

ZA SY IZY Inviter vos amie aimer ma pages

28/07/2025

15 Nefa raha tsy sitrakareo ny hanompo an'i Jehovah, dia fidionareo anio ary izay hotompoinareo. na ny andriamanitra izay notompoin'ny razanareo tany an-dafin'ny Ony,1 na ny andriamanitry ny Amorita, izay mponina teto amin'ny tany onenanareo; fa raha izaho sy ny ankohonako kosa, dia hanompo an'i Jehovah izahay.(Josoa 24:15)

27/07/2025

21 ary tehirizo ny tenanareo ao amin'ny fitiavan'Andriamanitra, miandry ny famindram-pon'i Jesosy Kristy Tompontsika ho fiainana mandrakizay.(Joda 1:21)

10 Fa ho avy tahaka ny mpangalatra ny andron'ny Tompo, ary amin'izany ny lanitra dia ho lasa amin'ny firimorimoana mafy,...
26/07/2025

10 Fa ho avy tahaka ny mpangalatra ny andron'ny Tompo, ary amin'izany ny lanitra dia ho lasa amin'ny firimorimoana mafy, ary ho levon'ny afo ny tenan'ny zavatra rehetra, ka hodorana avokoa ny tany sy ny asa izay eo aminy.(2 Petera 3:10)

17/03/2024

Go Abonner ma page🙏🏻

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ZA SY IZY posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share