K.mah Γ—Γ—Γ—π•€π•žπ•’π•˜π•šπ•Ÿπ•’π•₯π•šπ• π•Ÿ π•₯𝕠 π•£π•–π•’π•π•šπ•₯π•ͺΓ—Γ—Γ—

16/01/2026

Salut !
Pour mon premier teaser, je vous invite dans The Final Generation.
Coup d’état. Guerre civile. Ou seulement… une prΓ©paration?
The Habitual Commuty, premier Γ©pisode, arrive bientΓ΄t.

Β« Jusqu’ou ira notre Generation Β»

Envie de vous impliquer ou de contribuer au projet ? N’hΓ©sitez pas Γ  me contacter, votre crΓ©ativitΓ© peut faire partie de l’histoire !

16/01/2026

Home isn't a place, it's a feeling🀍
02/07/2023

Home isn't a place, it's a feeling🀍

Mbola tsy niteraka aho fa ity mba fananarana hita tany fotsiny. πŸ˜… (zandrinay io Ivana) .. Tandremo sao lasa toxique ny f...
23/05/2023

Mbola tsy niteraka aho fa ity mba fananarana hita tany fotsiny. πŸ˜… (zandrinay io Ivana)
.. Tandremo sao lasa toxique ny fitiavanao ny zanakao

πŸ¦‹ Resahina matetika ny hoe: personne toxique / pervers narcissique sns fa misy ihany koa ny: parents toxique

Tena fantatro loatra fa fitiavana no niheverana azy, niainga t@ bonne foi ilay izy kanefa πŸ’”πŸ’” manimba ilay sombiniaina:

⚠️ Aza diso kenakenaina be loatra,avelao izy mba hianjera dia ampianaro hiarina avy eo fa raha tazominao foana tsy hianjera rehefa lehibe izy atahotra haka risque. Tsy omenao fahalalahana izy @ hevitra tiany ho raisina, lasa tsy mahatoky tena izy ka hangataka ny hevitrao foana foana foana mandrakizay ja @ zavatra tokony tapahiny irery ary. Hanahirana io rehefa manam-bady izy ...
βœ”οΈNe soyez pas hypercontrolant

⚠️ Aleo izy hisokatra @ manodidina azy. Tsy hoe zanakao izy dia tokony hiaraka aminao lalandava, izy mila fotoana ho azy miaraka @ hafa dia ianao koa tahaka izay. Olona 2 ianareo, hajao ny tsy fitovian' ny hevitrareo, omeo lanja ny zavatra mba tiany
βœ”οΈNe soyez pas si possessive envers vos enfants

⚠️ Ilaina ny hoe akaiky ny zanaka, fa asiana fetra'y mba tsy ho adinony anefa fa ianao ray aman-dreny izy zanaka.

⚠️ Hajao ny rythme ny fiainany f'aza maika.Raha mbola tsy hainy ny manoratra fehezanteny, mahandrasa kely fa ho avy izany. Mbola hanoratra foana izy, fa omeo fotoana mba hianarany...
βœ”οΈMbola tsy manam-bady izy dia ekeo fotsiny aloha
βœ”οΈTsy te hiteraka izy raha tsy 30 taona, safidiny izany
βœ”οΈ Manam-bady fa tsy mbola niteraka? Izay no tiany hitondrana ny fiainany.

Ampianaro tsikelikely izy fa tsy moramora ny FiainanaπŸ’πŸ»β€β™‚οΈ

🏳"People's lives don't end when they die. It ends when they loses faith"🏴I.U.
13/05/2023

🏳"People's lives don't end when they die.
It ends when they loses faith"🏴

I.U.

Address

Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when K.mah posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Establishment

Send a message to K.mah:

Share

Category