Aina Ny Hasina

Aina Ny Hasina ✨ Inspirer, motiver et évoluer ensemble.🥰
💡 De simples idées qui peuvent créer de grands projets.😘
🤍 Bienvenue dans mon univers.❤️

Méty ho inona ilay teny teto ? 😁Henonareo any vé ilay feo...?🤭Mahay azy izay efa naheno ahy nanentana lanonana na nikaba...
26/07/2026

Méty ho inona ilay teny teto ? 😁
Henonareo any vé ilay feo...?🤭
Mahay azy izay efa naheno ahy nanentana lanonana na nikabary ❤️

📖 LESONA 02 : MANDRAY DINGANATsy ampy ny manana nofinofy sy tanjona. Ny tena mampiavaka ny olona mahomby dia ny fahasahi...
06/07/2026

📖 LESONA 02 : MANDRAY DINGANA

Tsy ampy ny manana nofinofy sy tanjona. Ny tena mampiavaka ny olona mahomby dia ny fahasahiana mandray dingana.

Tsy voatery ho dingana lehibe no ataonao anio. Ny dingana kely atao amim-paharetana isan'andro no mitondra fiovana lehibe rahampitso.

Aza miandry ny fotoana tonga lafatra, satria matetika ny fotoana tonga lafatra dia noforonina amin'ny fanombohana.

✨ Tsarovy :
"Asa kely anio, vokatra lehibe rahampitso."
👉 Inona ilay dingana iray azonao raisina anio hanakaikezana ny tanjonao? Zarao ao amin'ny commentaire.

Laisse le succès faire du bruit. 🥰💪
04/07/2026

Laisse le succès faire du bruit. 🥰💪

🌟 LESONA 1 : FAHATOKISAN-TENANy fahatokisan-tena dia tsy teraka miaraka amintsika, fa aorina tsikelikely isan'andro.Aza ...
04/07/2026

🌟 LESONA 1 : FAHATOKISAN-TENA

Ny fahatokisan-tena dia tsy teraka miaraka amintsika, fa aorina tsikelikely isan'andro.

Aza miandry ho tonga lafatra vao manomboka. Matokia ny fahaizanao, ekeo ny lesoka, ary sahia mandray dingana vaovao.

Tsarovy fa ny olona matoky tena dia tsy ilay tsy matahotra, fa ilay mandroso na dia eo aza ny tahotra.

💬 "Raha mino ny tenanao ianao, dia efa nanomboka nandresy."

✨ Araho ireo dingana ao amin'ny sary, ampiharo isan'andro, ary jereo ny fiovana eo amin'ny fiainanao.

🫣📷
29/05/2026

🫣📷

Mirary tontolo andro mahafinaritra o 😊
29/05/2026

Mirary tontolo andro mahafinaritra o 😊

Address

Antananarivo

Telephone

+261381592999

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Aina Ny Hasina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share