25/03/2026
Ianareo ihany koa aza misalasala manatona ny Hayra Studio a. ✨
Vonona handray anareo hatrany izahay. 🤗
Ary raha manana andro iray mihitsy ianao hifantohanao amin'ny feonao sy hanatsarànao azy?🤔
UNE JOURNEE D'IMMERSION VOCALE — Andro iray manontolo hatokana hanitsiana sy hanatsaràna ny feonao, hianaranao technique vocale sy ny fiakàrana an-tsehatra🔥
✅ Ny fahazoanao ny fiasan'ny feonao sy ny fanitsiana ireo lesoka amin'ny : technique vocale, technique d'interprétation, prestation scénique et gestion de stress anao
✅ Fanomezana anao exercices sy conseils personnalisées hafahanao manohy mampihatra
✅ Fampiharanao ny technique nianarana amin'ny hira izay safidianao
⏳ 8h à 15h : Session intensif arahana pause maromaro
📍 Lieu de formation : HAYRA Studio Ampandrana
📅 Dates au choix : Vendredi 20 Mars ou Lundi 23 Mars
ℹ Tous les niveaux : Débutant à avancé
🧑 Age : 15 ans à 60 ans
🏷️ Tarif : en mp
PROGRAMME SPECIAL - PLACES TRES LIMITEES
📌 INSCRIPTION EN MP
📞 Téléphone : 038 98 389 24