14/08/2024
Ho antsika tia manao fetifety na manao lanonana dia efa misy ny fandraisana commande vaovao indray anh🥂❤️
Ankoatra ny plat coréen izay efa fahitatsika ato aminay dia mandray "COCKTAIL ET MIGNARDISES" koa izahay anh🍹
Sady efa misy spécialité coréenne izy ireo manomboka izao😍🤩
Prix manomboka @ 500ar/pièce ka aza misalasala miantso ny 038 77 511 03 raha mila fanazavana fanampiny na ao @ MP an'ny page☎️
Livraison disponible, frais selon lieu et quantité 🛵