03/12/2020
Salama daholo,
Te hampahatsiahy kely antsika mpanohana sy mpankafy ny fikambanana AMIKA aho.
Ny AMIKA dia:
>manolotra ny kanto(zavakanto) ho antsika.
>mampita hafatra amin'ny seho.
>mampialavoly sy mampifaly koa etsy andaniny.
"Fa ny taona dia ahazoana zava-tsoa, sy zava-kanto miha vao"
.