21/06/2026
🎉Sombiny amin'ireo clientes efa nandefa acompte sy totalité ary euh 😍🙏💗MANKASITRAKA RY RETO MATOKY ANAY ANH🙏🥺
Ho anareo misalasala nefa te hanana zavatra tsara ireto endrika preuve kely PARTIE 1 ireto mbola betsaka ny capture ato dia atambatra collage ohatran'izao eto foana ihany anh dia alefanay eto foana 💗🥰❤️
Amin'izao fotoana izao tena sarotra mihintsy ny matoky olona satria efa tena betsaka ny olondratsy sns tena mipetraka amin'ny toeranareo cliente mihintsy izahay amin'ilay tahotra sy ahiahy kely 💗🥺fa tapitra hatreo izany fa efa eto izahay tena azonareo hametrahanao fitokisana tanteraka amin'ny commande na ny eto Tana na any amin'ny faritra tompoko 🥰 MISAOTRA AN'IREO IZAY EFA NAMERAKA FITOKISANA ARY MISAOTRA SAHADY HO AN'IREO IZAY VAO HANAO COMMANDE Bisous bisous daholyy❤️😘😘😘
🔴 NB:tsy mbola nisy voasoloky tato amin'ny page na olona iray ary tompoko🔴
☎️LAHARANA TOKANA : 034 64 524 16☎️