01/05/2026
📌 NY TSARA HO FANTATRY NY MPANJIFA 📢
✨ Miangavy vakio tsara azafady alohan'ny hanaovana commande. 🙏
🛍️ Livraison ihany no ataonay. Tsy manana point de vente izahay amin'izao.
📝 Raha hanao commande, alefaso aminay:
✔️ Sary na anaran'ilay entana.
✔️ Loko sy habe (raha misy).
✔️ Anarana feno.
✔️ Laharana finday.
✔️ Adiresy mazava tsara.
📦 Ny commande dia raisina rehefa voamarina ireo mombamomba rehetra ireo.
🚛 Tsy voafaritra mialoha ny oran'ny livraison, saingy ezahinay hatrany ho tonga ao anatin'ny andron'iny ihany ny fanaterana.
⚠️ Raha misy fahatarana noho ny fitohanan'ny lalana, ny toetr'andro, na antony hafa tsy ampoizina dia hampandrenesina mialoha ianao.
🙏 Misaotra anao tamin'ny fahatokisana anay. Maniry hanome tolotra tsara indrindra ho anao izahay. 🥰