POOPY tournée France 2K23

POOPY tournée France 2K23 Célébration du 40 ans de scène en France �

Ato indray isika ô .Betsaka no manontany lien @ mp fa avy dia partager ko eto ary ô .Tongava hiara hifaly indray ❤️
21/07/2026

Ato indray isika ô .Betsaka no manontany lien @ mp fa avy dia partager ko eto ary ô .Tongava hiara hifaly indray ❤️

Mandria ampiadanana akia Holy a! Amin ny halaelo lehibe no izarako aminareo ny fahalasanan i Holy vadin i Ramaka ao @ ta...
30/06/2026

Mandria ampiadanana akia Holy a!
Amin ny halaelo lehibe no izarako aminareo ny fahalasanan i Holy vadin i Ramaka ao @ tarika Njila .Izy mivady dia nanampy tanteraka anay t@ tournée fankalazana ny faha 40 taona iny .Indro misy ity hetsika ataon ny namana rehetra aty France, ho fanohanana sy fanehoana fiaraha miory @ fianakaviana manontolo 🙏.Mankasitraka antsika sahady @ fanohanana 🙏❤️❤️❤️

Address

Antananarivo

Telephone

+261320773012

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when POOPY tournée France 2K23 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share