Rec Studak'

Rec Studak' Studio d'enregistrement,
MIXAGE et MASTERING

06/02/2023

Ao tsara daholo ve? :)
Tolotra milay be no zarainay aminareo e :D
Omena hira iray "gratos" raha mahavita hira iray ato amin'ny REC STUDIO !
Tongava malaky ary dia tongava maro e :)

02/02/2023

Ao tsara ve ? ✌

Vazo masitsiaka kely 😜 aloha vetivety amin'izao vaninandro mahatsiravina andalovana izao πŸ™„
Arovy ny sofina πŸ˜…πŸ˜ˆ nefa mihainoa finaritra ihany 🀣

01/02/2023

Kaiz Kaiz daholo😁aza miala lavitra fa ivôka ndray ny vokatra manaraka
Loading...

27/01/2023

Ao tsara daholo ve? ☺️

Misy amintsika ve SIPA tia mihira na mahay mihira ? Na koa mahafantatra mety tia na mahay? 😁

Ndao anao mozika e πŸ˜‰πŸ€©
MP raha ohatra ka 😘

Sioraa !

Address

Analamahitsy
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rec Studak' posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share