ELU SHOP Market

ELU SHOP Market -Zaravasa mahasoa
- Dinรฎka Faka momba ny F.M
- Zara hevitra mahasoa

18/05/2026

๐ŸŸข๐—™๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฎ๐—น๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ฒ๐˜๐—ผ ๐—ฎ๐—ป-๐˜๐—ฎ๐—ป๐˜†

Raha mandinika ity sary nalaina teny Analakely ity efa 91 taona lasa izay (1935) dia lasa ny saina hoe:
Ireo zao misy mamikiviky ery fa mbola hividy ny laoka ratoandro, ny sasany mitarika posy hitadiavam-bola sitrany ahay sakafo. Ny sasany mivarotra hamelomana ny vady aman-janaka.
Mety efa tsy eto an-tany intsony ireo olona ireo fa efa lasa vovoka.
Dia toa izany koa isika izay somokotra mitady zay mahasoa ankehitriny fa mbola ho tsiaro sisa fa samy handao ny tany.
Ianao koa ry MVola sy Yas Madagascar mbola ho vovoka koa ianareo zatra mangalatra io fa fandalovana ny tany.

18/05/2026

Tsy any Londres akory ity sary ity fa etsy Ampefy.

Sary Rallye VHR.

13/11/2022

Dans le cadre de la mise en oeuvre de ses projet dans la Rรฉgion Atsimo Atsinanana, l'ONG WELTHUNGERHILFE recrute pour la mise en oeuvre du projet de "Mitigation des impacts de la crise ukrainienne":

- Un (01) Responsable Opรฉrationnel
- Un (01) Chauffeur
- Six (06) Agent distributeur

13/11/2022

Pour appuyer la mise en oeuvre de ses projets la WELTHUNGERHIFE recrute:

Un (e) Expert (e) en EAH

05/10/2022

๐ŸŽถ Tonga ny Ora Filazam-Baovao๐Ÿ“ป๐ŸŽผ
Miarahaba antsika rehetra manjoy tsy tapaka ny Onjam-Peo๐Ÿ”Š๐Ÿ”Š Vaovao marina๐Ÿ“ฝ๐Ÿ“ฝ๐Ÿ“ฝ
Hazavazaina amintsika eto ny Elu Shop Market ๐ŸŽ‰๐ŸŽ‰๐ŸŽ‰ efa ho 1 volana izay no nisiany ๐ŸŽ‡๐ŸŽ‡๐ŸŽ†
Nasaina eto i BRYAN ๐Ÿค  hanazavzava amintsika ny Tsena.
Bryan: Misaotra ny Mpanolotra, Izahay Elu shopbMarket dia Faly be tafiakatra amin'ny Plateaux anareo๐Ÿค—๐Ÿ˜ toybizao ary ny services nay:
๐Ÿ‘‰๐Ÿป Mivarotra en ligne Fitaovana toy ny Akanjo ๐Ÿ•บ๐Ÿ’ƒ๐Ÿ•ด sy Lamaody isankarazany๐Ÿ’ฅ๐Ÿ’ฅ๐Ÿ•ถ๐Ÿ‘”๐Ÿ‘—๐Ÿ‘˜๐Ÿ‘–๐Ÿ‘™๐Ÿ‘œ๐Ÿ‘›๐Ÿ‘š๐Ÿ›๐ŸŽ’๐Ÿ‘ข๐Ÿ“ฟ๐Ÿ‘ ๐Ÿ‘Ÿ Amin'ny Vidiny Mirary, tsy voatery mankeny an-tsena ianao fa eto dia afaka ahitanao izay ilainao...

๐Ÿ‘‰๐Ÿป๐Ÿ‘‰๐Ÿป Mivarotra electro-mรฉnagaer koa zahay toy 'y Fera ๐Ÿ”Œ๐Ÿ”ฅโ˜”โŒจ๐Ÿ’ฝ๐ŸŽž, Appareil รฉlectrique sy รฉlectronique, Finday sns e๐ŸŽค๐ŸŽค

๐Ÿ‘‰๐Ÿป๐Ÿ‘‰๐Ÿป๐Ÿ‘‰๐Ÿป Manao Pack manokana koa zahay isaky ny occasions, ary ho fanomezanay Fahafahmpo ho an'ny Mpanjifa dia ๐Ÿ˜๐Ÿ˜๐Ÿ˜...
๐Ÿ’ฅ๐Ÿ’ฅ Miakatra sy Midina manao LIVRAISON zahay,,, Mandray Commande ihany koa an ๐Ÿ›๐Ÿ› dia Misy Pack tampoka tsy ho ampoizinao koa ao ๐Ÿ’ž๐Ÿ’๐Ÿ’ž๐Ÿ’ž

Misaotra betsaka Bryan, Inona ary no hafatra ho an'ny Mpanjifa ๐Ÿ•ต๐Ÿ•ต๐Ÿ•ต

Misaotra anareo efa manaraka ny Pejy an, dia mangataka anareo i-partages,, ๐Ÿ˜Ž๐Ÿ˜Ž Vao manomboka ny Pejitsika dia arosoy zay COMMANDE Tianao any an๐ŸŽค๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ,, ataovy eo amin'ny commentaire๐Ÿ“ฌ๐Ÿ“ฌ๐Ÿ“ฉ๐Ÿ“ฉ

Bonne Journรฉe ๐Ÿ’๐Ÿ’๐Ÿ’ž๐Ÿ’ž
Elushopmarket.
Fb: Tsinjo Lavitra
whatsapp & Tel : 0343420284Tsinjo LavitraTsinjo Lavitra

03/10/2022
Connaitre l'ODD de l'ONU
30/09/2022

Connaitre l'ODD de l'ONU

vu
22/09/2022

vu

Address

Rue Boulevard De L'Europe
Antananarivo
101ANTANANARIVO

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ELU SHOP Market posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category