Iriela and Co

Iriela and Co Animation, Location Sonorisation et lumières et effets pour évènements privés

05/09/2023

Afaka miara-miasa amintsika mitantana Restaurant ihany koa ny SONORUS Animations. Aza misalasala miantso ny 034 95 724 40 na mandefa MP. Mirary soa e !

07/09/2022

🎤🎼🎷Salama e! Fandriho dieny izao ary ny andronao! 😁

Samedi 27 Août 2022. Mankasitraka e!
29/08/2022

Samedi 27 Août 2022. Mankasitraka e!

29/08/2022

Manandran-tsira kely rehefa avy ni-instal!!😁

Ny Iriela and Co dia fivondronana mpanentana lanonana sy mpitendry efa matihanina tanteraka ary afaka manome fahafaham-p...
10/06/2022

Ny Iriela and Co dia fivondronana mpanentana lanonana sy mpitendry efa matihanina tanteraka ary
afaka manome fahafaham-po anao izay manomana hetsika manokana (Mariazy, Fisoratam-panambadiana, Batisa, Fandraisana'ny fanasan'ny Tompo,Fetim-pianakaviana...sns...).
Efa nisehatra an-taonany maro amin'ny fanafanana lanonana.
Maro ny efa anatin'io sehatra io ary samy manana ny maha izy azy, fa tsy latsa-danja amin'izy ireny ny Iriela and Co.
Amin'ny maha fivondronana mpanentana sy mpitendry ny Iriela and Co dia maro tsy tambo isaina ny safidy afaka atolotray ho anao mpanjifa mba ahalavorary ny andro iray toa zatonao:
Afaka manome ny mifanaraka amin'izay tetibola efa niomananao izahay ary tsy miala amin'ny KALITAO efa napetrakay ho filamatra.
Tafatafao aminay ary ny fanirianao fa hanampy anao handavorary izany izahay!

MANKASITRAKA TANTERAKA antsika rehetra, havana ,tapaka sy namana tonga marobe tamin'ny "After work by Iriela" notontosai...
04/06/2022

MANKASITRAKA TANTERAKA antsika rehetra, havana ,tapaka sy namana tonga marobe tamin'ny "After work by Iriela" notontosaina tao amin'ny Jardin du Raphia Ambatonakanga omaly 3 jiona.Misaotra ny Mpitantana ny toerana sy ireo ekipa rehetra.Misaotra manokana an'i Razafindrakoto Tsilavina Mbolatiana🎤 MMia AdrianaAdriana🎤 RoRova Andrianina RaharivonimbelonRova Andrianina Raharivonimbeloaharivonimbelo 🎤 AryAry Njakaaka🥁belou RanaRanaivoson Lovaa🎹 Babr Babr Rabenarivonarivo🎸.Tsy adino ianareo nandray anjara tamin'ny Open mic 🙏🙏🙏.
Sary vitsivitsy mamintina ny fotoana.

Vita ny installation.Miandry ny fotoana hihaonantsika sisa o!
03/06/2022

Vita ny installation.Miandry ny fotoana hihaonantsika sisa o!

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Iriela and Co posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Establishment

Send a message to Iriela and Co:

Share