Cœur qui bat

Cœur qui bat Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Cœur qui bat, Party Entertainment Service, Antananarivo.

❤️ Prestations SURPRISES
🎁 Création CADEAUX
🌹 Confection BOUQUETS DE FLEURS
💌☎️WhatsApp : 038 78 762 09
☎️ 𝐒𝐭𝐚𝐧𝐝𝐚𝐫𝐝 : 𝟎𝟑𝟕 𝟐𝟎 𝟒𝟒𝟐 𝟏𝟎 / 038 78 762 09
Service disponible : Lundi au Dimanche

📍 Antananarivo Madagascar

16/08/2026
15/08/2026

"Tsy vady fotsiny ianao fa sady meilleure amie ako ihany koa" : hoy ilay vady malalany🥰 Moto hono nataony cadeau anao mba tsy ho sahirana milahatra bus sy mandeha tongotra intsony rehefa mandeha location ny fiara😍💖. Mamy be ilay manana vady romantique o ? 😍
__________________
𝐿𝑎 𝑚𝑎𝑔𝑖𝑒 𝑑’𝑢𝑛𝑒 𝑠𝑢𝑟𝑝𝑟𝑖𝑠𝑒, 𝑙’𝑒́𝑚𝑜𝑡𝑖𝑜𝑛 𝑑’𝑢𝑛 𝑠𝑜𝑢𝑣𝑒𝑛𝑖𝑟. 𝐶𝑜𝑛𝑡𝑎𝑐𝑡𝑒𝑧-𝑛𝑜𝑢𝑠 😍
☎ : 037 20 442 10 / 038 78 762 09

𝑪𝒐𝒆𝒖𝒓 𝒒𝒖𝒊 𝒃𝒂𝒕...𝑳𝒂 𝒔𝒖𝒓𝒑𝒓𝒊𝒔𝒆 𝒑𝒐𝒖𝒓 𝒗𝒐𝒕𝒓𝒆 𝒄𝒐𝒆𝒖𝒓

𝐏𝐎𝐕 : Rehefa fantatr'ilay olon-tianao hoe sady tianao ny bouquet de fleurs nefa bouquet money koa vao maika mahafaly ana...
14/08/2026

𝐏𝐎𝐕 : Rehefa fantatr'ilay olon-tianao hoe sady tianao ny bouquet de fleurs nefa bouquet money koa vao maika mahafaly anao😍🥰 .... Io hono izany no bouquet mety aminao😍

Antsoy kely ao koa ny 𝐡𝐨𝐦𝐦𝐞 𝐜𝐚𝐩𝐚𝐛𝐥𝐞 anao haka sopapa !😁😍
___________________
✨𝐷𝑢 𝑏𝑜𝑢𝑞𝑢𝑒𝑡 𝑐𝑙𝑎𝑠𝑠𝑖𝑞𝑢𝑒 𝑎𝑢 𝑏𝑜𝑢𝑞𝑢𝑒𝑡 𝑝𝑒𝑟𝑠𝑜𝑛𝑛𝑎𝑙𝑖𝑠𝑒́, 𝑛𝑜𝑢𝑠 𝑟𝑒́𝑎𝑙𝑖𝑠𝑜𝑛𝑠 𝑣𝑜𝑠 𝑒𝑛𝑣𝑖𝑒𝑠 !😍
☎✉ : 037 20 442 10 / 037 20 442 10

𝑪𝒐𝒆𝒖𝒓 𝒒𝒖𝒊 𝒃𝒂𝒕...𝑳𝒂 𝒔𝒖𝒓𝒑𝒓𝒊𝒔𝒆 𝒑𝒐𝒖𝒓 𝒗𝒐𝒕𝒓𝒆 𝒄𝒐𝒆𝒖𝒓

14/08/2026

Ndao indray hiaraka hanganohano kely aloha.🥺💖 Niezaka nitazona ranomaso Dada teto fa tsy tanany intsony...🥺 Ranomasom-pifaliana be hatrany💖. Tsy tantaraintsika be ity iray ity fa tena hoe touchant🥺😍...

Henoy anie ny hafatra e ! 💖
____________________
𝑉𝑜𝑢𝑠 𝑠𝑜𝑢ℎ𝑎𝑖𝑡𝑒𝑧 𝑠𝑢𝑟𝑝𝑟𝑒𝑛𝑑𝑟𝑒 𝑞𝑢𝑒𝑙𝑞𝑢’𝑢𝑛 𝑑𝑒 𝑠𝑝𝑒́𝑐𝑖𝑎𝑙 ? 𝐸́𝑐𝑟𝑖𝑣𝑒𝑧-𝑛𝑜𝑢𝑠 ! 💕
☎ : 037 20 442 10 / 038 78 762 09

𝑪𝒐𝒆𝒖𝒓 𝒒𝒖𝒊 𝒃𝒂𝒕...𝑳𝒂 𝒔𝒖𝒓𝒑𝒓𝒊𝒔𝒆 𝒑𝒐𝒖𝒓 𝒗𝒐𝒕𝒓𝒆 𝒄𝒐𝒆𝒖𝒓

Nanao fanahy iniana tsy niarahaba anao mihitsy hono izy androany, hitany ilay story hoe : "Sao mba fara andro androany f...
13/08/2026

Nanao fanahy iniana tsy niarahaba anao mihitsy hono izy androany, hitany ilay story hoe : "Sao mba fara andro androany fa tsy anniversaire😅🤭".
Dia nefa izy taty ambadika aty nanomana an'ity 1 000 000Ar be ity miaraka amin'ny billet d'avion, vacances Nosy Be une semaine😍.

Calme fotsiny rehefa tonga any izahay avy eo dia aza tezerana i Ramose fa tiany mihitsy hono ilay mba mampitaintaina kely anao anie e! 🤣😍
_____________
Mamy sa tsy mamy ? 🤣🥰

☎ : 0 37 20 442 10

𝑪𝒐𝒆𝒖𝒓 𝒒𝒖𝒊 𝒃𝒂𝒕...𝑳𝒂 𝒔𝒖𝒑𝒓𝒊𝒔𝒆 𝒑𝒐𝒖𝒓 𝒗𝒐𝒕𝒓𝒆 𝒄𝒐𝒆𝒖𝒓

13/08/2026

17 de moyenne : Iphone 17 pro max + fitiavana be dia be avy any amin'i Dada sy Neny no cadeau😍💖
Rehefa nikiry andro aman'alina dia azo ny licence ka dia nomarihin'i Dada sy Neny tamin'ny fomba niavaka ity andro ity💖🥰. Fierté an'izy ireo ianao💖

Encore félicitations à vous Mademoiselle Harena !😍🎉
_________________
𝑈𝑛𝑒 𝑜𝑐𝑐𝑎𝑠𝑖𝑜𝑛 𝑠𝑝𝑒́𝑐𝑖𝑎𝑙𝑒 𝑎̀ 𝑐𝑒́𝑙𝑒́𝑏𝑟𝑒𝑟 ? 𝐶𝑜𝑛𝑓𝑖𝑒𝑧-𝑛𝑜𝑢𝑠 𝑙𝑎 𝑠𝑢𝑟𝑝𝑟𝑖𝑠𝑒.✨
☎ : 037 20 442 10 / 038 78 762 09

𝑪𝒐𝒆𝒖𝒓 𝒒𝒖𝒊 𝒃𝒂𝒕...𝑳𝒂 𝒔𝒖𝒓𝒑𝒓𝒊𝒔𝒆 𝒑𝒐𝒖𝒓 𝒗𝒐𝒕𝒓𝒆 𝒄𝒐𝒆𝒖𝒓

Efa fantatrao marina ve hoe ireny hira ao anaty 𝒑𝒓𝒆𝒔𝒕𝒂𝒕𝒊𝒐𝒏 𝒔𝒖𝒓𝒑𝒓𝒊𝒔𝒆 ireny anie tena ianao mihitsy no misafidy an'ilay hi...
13/08/2026

Efa fantatrao marina ve hoe ireny hira ao anaty 𝒑𝒓𝒆𝒔𝒕𝒂𝒕𝒊𝒐𝒏 𝒔𝒖𝒓𝒑𝒓𝒊𝒔𝒆 ireny anie tena ianao mihitsy no misafidy an'ilay hira tianao ho vetsoin'ny équipe e! 😍🥰

𝑪𝒐𝒆𝒖𝒓 𝒒𝒖𝒊 𝒃𝒂𝒕...𝑳𝒂 𝒔𝒖𝒓𝒑𝒓𝒊𝒔𝒆 𝒑𝒐𝒖𝒓 𝒗𝒐𝒕𝒓𝒆 𝒄𝒐𝒆𝒖𝒓

Raha ianao ilay tezitra be iny no omen'ilay olona nahatezitra anao an'ity dia voalamin'ity bouquet ity ve ianao ?😍🥰 Tsor...
12/08/2026

Raha ianao ilay tezitra be iny no omen'ilay olona nahatezitra anao an'ity dia voalamin'ity bouquet ity ve ianao ?😍🥰 Tsory mihitsy ny marina an 🤣🤭
_______________
✅𝘋𝘦𝘴 𝘮𝘰𝘥𝘦̀𝘭𝘦𝘴 𝘥𝘦 𝘣𝘰𝘶𝘲𝘶𝘦𝘵𝘴 𝘱𝘰𝘶𝘳 𝘥𝘪𝘳𝘦 « 𝐉𝐞 𝐭’𝐚𝐢𝐦𝐞 » 𝘢𝘶𝘵𝘳𝘦𝘮𝘦𝘯𝘵😍💐.
✅𝐴̀ 𝑓𝑎𝑖𝑟𝑒 𝑙𝑖𝑣𝑟𝑒𝑟 𝑜𝑢 𝑎̀ 𝑎𝑐𝑐𝑜𝑚𝑝𝑎𝑔𝑛𝑒𝑟 𝑑’𝑢𝑛𝑒 𝑝𝑟𝑒𝑠𝑡𝑎𝑡𝑖𝑜𝑛 𝑠𝑢𝑟𝑝𝑟𝑖𝑠𝑒, 𝑎̀ 𝑣𝑜𝑢𝑠 𝑑𝑒 𝑐ℎ𝑜𝑖𝑠𝑖𝑟. 💕

☎ : 037 20 442 10 / 038 78 762 09

𝑪𝒐𝒆𝒖𝒓 𝒒𝒖𝒊 𝒃𝒂𝒕...𝑳𝒂 𝒔𝒖𝒓𝒑𝒓𝒊𝒔𝒆 𝒑𝒐𝒖𝒓 𝒗𝒐𝒕𝒓𝒆 𝒄𝒐𝒆𝒖𝒓

Izy no natao soutenance fa i Neny hono no omeny an'ity bouquet ity ho marika hoe : "𝗗𝗶𝗽𝗹𝗼̂𝗺𝗲 𝗱𝗲 𝗹𝗮 𝗺𝗲𝗶𝗹𝗹𝗲𝘂𝗿𝗲 𝗡𝗲𝗻𝘆 𝗮𝘂 𝗺𝗼𝗻...
12/08/2026

Izy no natao soutenance fa i Neny hono no omeny an'ity bouquet ity ho marika hoe : "𝗗𝗶𝗽𝗹𝗼̂𝗺𝗲 𝗱𝗲 𝗹𝗮 𝗺𝗲𝗶𝗹𝗹𝗲𝘂𝗿𝗲 𝗡𝗲𝗻𝘆 𝗮𝘂 𝗺𝗼𝗻𝗱𝗲 🏆❤️"

Neny hono ilay nikiry sy nanao izay nahatafitany na efa nisy fotoana aza tena hoe tsy nanana na inona na inona mihitsy.🥺💖
C'est touchant...🥺🥰
_________________
Manao Facebook ve i Neninareo? 🥰Ao mba antsoy kely ao izy omeo teny mamy💖

📞💌 : 037 20 442 10 / 038 78 762 09
𝑪𝒐𝒆𝒖𝒓 𝒒𝒖𝒊 𝒃𝒂𝒕...𝑳𝒂 𝒔𝒖𝒓𝒑𝒓𝒊𝒔𝒆 𝒑𝒐𝒖𝒓 𝒗𝒐𝒕𝒓𝒆 𝒄𝒐𝒆𝒖𝒓

12/08/2026

𝐒𝐔𝐑𝐏𝐑𝐈𝐒𝐄 fangatahana ho vady an'ilay malalany lavitra azy🥺💖. Na amour à distance aza hono dia tena mahatsiaro ho mifanakaiky foana satria mifanohana sy mifankatia tsy misy fepetra.💖 Mamy loatra ity fotoana ity😍. Araho anie e !
_______________
✅𝑈𝑛𝑒 𝑜𝑐𝑐𝑎𝑠𝑖𝑜𝑛 𝑠𝑝𝑒́𝑐𝑖𝑎𝑙𝑒 ? 𝑁𝑜𝑢𝑠 𝑠𝑜𝑚𝑚𝑒𝑠 𝑙𝑎̀ 𝑝𝑜𝑢𝑟 𝑙𝑎 𝑟𝑒𝑛𝑑𝑟𝑒 𝑖𝑛𝑜𝑢𝑏𝑙𝑖𝑎𝑏𝑙𝑒. 💕
☎ : 037 20 442 10 / 038 78 762 09

𝑪𝒐𝒆𝒖𝒓 𝒒𝒖𝒊 𝒃𝒂𝒕...𝑳𝒂 𝒔𝒖𝒓𝒑𝒓𝒊𝒔𝒆 𝒑𝒐𝒖𝒓 𝒗𝒐𝒕𝒓𝒆 𝒄𝒐𝒆𝒖𝒓

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00

Telephone

+261327315139

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cœur qui bat posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Establishment

Send a message to Cœur qui bat:

Shortcuts

Share