Tantely azo antoka 100%

Tantely azo antoka 100% Bienvenue sur notre page, n'hésitez pas à aimer notre page et voir notre produit de miel pure à 100%

MANASA ANTSIKA HANJIFA  NY TANTELY AZO ANTOKA AMIN'NY SARANY 20 000ARIARY NY IRAY  LITATRA.
11/04/2023

MANASA ANTSIKA HANJIFA NY TANTELY AZO ANTOKA AMIN'NY SARANY 20 000ARIARY NY IRAY LITATRA.

Miarahaba antsika rehetra indray. Elaela tsy hita teto fa mbola nitady ilay tantely tena tsara kalitao sy pur hoanareo m...
06/02/2023

Miarahaba antsika rehetra indray. Elaela tsy hita teto fa mbola nitady ilay tantely tena tsara kalitao sy pur hoanareo mpanjifa. Efa tonga indray ny arrivage manaraka dia alefaso ary ny commande. Miandry anareo. Mirary tontolo andro mahafinaritra oooo!!!!!☺️🍯🐝
Afaka jifaina amin'ny vidiny mirary izay 20.000ar ny iray litatra.
Antsoy ary ireto raha hanafatra ianao na mandefasa hafatra miafina.
034 10 440 11
034 21 570 93

06/02/2023

Miarahaba antsika rehetra indray. Elaela tsy hita teto fa mbola nitady ilay tantely tena tsara kalitao sy pur hoanareo mpanjifa. Efa tonga indray ny arrivage manaraka dia alefaso ary ny commande. Miandry anareo. Mirary tontolo andro mahafinaritra oooo!!!!!☺️🍯🐝

Salama daholo indray isika ooo!Mba ho fitsinjovana hatrany ny fahasalamanao dia mbola misy ny tantely azo antoka sy pur ...
01/07/2022

Salama daholo indray isika ooo!
Mba ho fitsinjovana hatrany ny fahasalamanao dia mbola misy ny tantely azo antoka sy pur 100% ato aminay ka manentana hatrany izahay samy hitandro ny fahasalamana isika ary manantena hatrany ny fiarahamiasa antsika.

Mirary SOA sy FAHASALAMANA foana e!

Salama daholo e! Mankasitraka ireo efa nanjifa kanefa mbola manentana antsika hatrany hanjifa ilay tantely tena azo anto...
20/04/2022

Salama daholo e!
Mankasitraka ireo efa nanjifa kanefa mbola manentana antsika hatrany hanjifa ilay tantely tena azo antoka 100%🥰

Tonga indray ny tantely azo  antoka 100%  ka  vonjivonjeo  hoan'izay mbola  tsy nahazo  fa ny  tsara sy  azo  antoka hat...
01/04/2022

Tonga indray ny tantely azo antoka 100% ka vonjivonjeo hoan'izay mbola tsy nahazo fa ny tsara sy azo antoka hatrany no efa natolotra sy mbola hatolotra anareo .
NY sarany moa dia tsy miova fa mitovy ny teo aloha ihany.
Afaka manatona anay mivantana ety Ambatomainty ianao na ihany koa hanaterana any amin'izay mety aminao
Mankasitraka anao sahady dia mirary soa sy fahasalamana hoantsika foana eo am- panjifana ny tantelintsika e!''
Afaka tonga dia miantso @ laharana 034 68 629 53 na mandefa MP amin'ny pejy.
Prix: 20000ar/litatra raha maka 2l noho miakatra dia 18000ar
Livraison : 3000ar eto @ ville fa
5000ar périphérie

Address

Ambatomainty
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tantely azo antoka 100% posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category