L'œil Curieux

L'œil Curieux Malagasy❤️🇲🇬

16/03/2023

Mizara Fifaliana = Mandray Fifaliana
--->Zarao ny soa mba hiavian'ny SOA aminao ✔️

12/03/2023

Ny zava-drehetra miara-miasa hahasoa anao..✔️

26/02/2023

Hosea 10 : 12a
Mamafaza ho anareo araka ny Fahamarinana, mijinjà araka ny Fitiavana✔️

25/02/2023

Hebreo 11:1
Ary ny Finoana no fahatokiana ny amin'ny zavatra antenaina, fanehoana ny zavatra tsy hita ✔️

15/02/2023

Misy antony izay, matoa noharian'Andriamanitra ianao io ✔️

05/02/2023

Ô Mahereza, fa ny Tompo momba anao✔️

30/01/2023

Aza mora kivy, aza mety kivian'ny olona izany ✔️

28/01/2023

Tia anao Andriamanitra ✔️

25/01/2023

Ataovy am-pitiavana daholo ny zavatra rehetra ataonao❤️✔️

23/01/2023

Vitanao io ✔️

19/01/2023

Aza atao mampiova ilay fitondran-tena mendrika, anananao, ny sedra mandalo😉✔️

18/01/2023

Misaintsaina izay ho atao, 💫
Mametraka Tanjona miaraka amin'Andriamanitra,🍀
Miasa sy manatanteraka,🌊

--->Tratranao io tanjona io raha mazoto miasa ianao ary mitondra izany am-bavaka☺️✔️

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when L'œil Curieux posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share