Olia Création

Olia Création Organisation des fêtes , décoration événementiel, église, conférence, soutenance. Abordable et de bonne qualité.

Miarahaba tompoko 😊Izay manao réservation 2022 amin'ity 2021 ity Dia mahazo réduction 10% be izao . Fandrio dieny izao n...
09/10/2021

Miarahaba tompoko 😊
Izay manao réservation 2022 amin'ity 2021 ity Dia mahazo réduction 10% be izao . Fandrio dieny izao ny toeranao.

Mbola mitohy hatrany ny promotion déco ato aminay ho anareo izay hikarakara lanonana.🥰🥰🥰🌺🌺🌺🥰🥰🥰
04/10/2021

Mbola mitohy hatrany ny promotion déco ato aminay ho anareo izay hikarakara lanonana.
🥰🥰🥰🌺🌺🌺🥰🥰🥰

Mandram-pahatongan'ny faran'ny taona dia mahazo réduction avokoa izay rehetra maka anay hanao ny décoration rehetra (sal...
30/09/2021

Mandram-pahatongan'ny faran'ny taona dia mahazo réduction avokoa izay rehetra maka anay hanao ny décoration rehetra (salle + église ) hataonay afa-po tanteraka ianao koa fandrio dieny izao ary ny toeranao fa mandalo ny réduction ooo .

Ho anareo izay hikarakara lanonana amin'ity faramparan'ny  taona ity ny volana septembre octobre novembre décembre Dia h...
26/08/2021

Ho anareo izay hikarakara lanonana amin'ity faramparan'ny taona ity ny volana septembre octobre novembre décembre Dia hisy promotion goavana ho anareo hanaovana décoration, koa manasa anareo izay Liana mba hiditra ao amin'ny MP.

Tianao hiavaka ve ny fetinao? Aza adino fa izahay Dia Afaka manao ny décoration rehetra amin'ny fomba izay hitiavanao az...
07/08/2021

Tianao hiavaka ve ny fetinao? Aza adino fa izahay Dia Afaka manao ny décoration rehetra amin'ny fomba izay hitiavanao azy koa aza adino fa hisy promotion ato ho ato .

Izahay dia afaka manao prestation momban'ny décoration rehetra ho an'izay hikarakara événement rehetra : mariage , anniv...
27/03/2021

Izahay dia afaka manao prestation momban'ny décoration rehetra ho an'izay hikarakara événement rehetra : mariage , anniversaire , Baptiste , baptême , conférence , soutenance ,... rehefa événement rehetra na koa familiale aza misalasala miantso anay na miditra mp.

Salama tompoko, miarahaba antsika indray ny Olia Création , faly izahay milàza aminao fa misokatra manomboka an'io ny to...
09/03/2021

Salama tompoko, miarahaba antsika indray ny Olia Création , faly izahay milàza aminao fa misokatra manomboka an'io ny tolotra Promotion Jour-J I ho an'izay mamandrika daty manomboka an'io hatramin'ny volana Juin koa manasa anao hanao réservation haingana ny iray volana mialohan'ny datin'ny fetinao mba ahazoanao ilay promotion Jour-J I.
Misaotra tompoko.

Miarahaba tompoko!Finaritra izahay anio hizara ny sombin'ny asa vita omaly , hisaorana indrindra ianareo client nametrak...
13/12/2020

Miarahaba tompoko!
Finaritra izahay anio hizara ny sombin'ny asa vita omaly , hisaorana indrindra ianareo client nametraka fitokisana taminay , mbola afaka mandray lanonana izahay ny 19 sy 26 décembre ho an'ireo izay mbola tsy nahita😍😄😘!

Address

Itaosy
Antananarivo
102

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Olia Création posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category