Ra- Delira

Ra- Delira 💥Tiko Foana Mampitsiky Anareo💥
isanandro2 Ka Aza Tezitra moa e🙏

04/06/2026

Mirary Fiomehezana Milay Be Ho Anareo
indray e🤗 Rakatitaka Sy Ra-Delira 🤣
Titre : Tomobil Tsis Parabrise 🤣

Ankafizo e🙏 Fohy Ankafaliana🤗

01/06/2026

Way Zany izy Kosa eee🤣

Tsy Aleonao Ve Mitsiky Miaraka Aminay🤗
RA-DELIRA sy Rakatitaka 👉 Titre Tsena Kely Zôridira 🤣.

Aza Adino Miabonné 🥹🙏

28/05/2026

Aza Dia Monjimonjy eo Fa Tsiii🤣

Meheza kely aloa 🥺
Manolotra anao.. Rah-delira Sy Rakatitaka 🤣
Version Trac Gasy🎬Titre Vaky Trano Manadala 🏚️...Aza Adino Miabonné 🙏🥺

Mba Reven'Lay Zafikeliko Mihintsy Vazon Ralahy iraika farany teo iny an🤗Merci LJO 🙏
27/05/2026

Mba Reven'Lay Zafikeliko Mihintsy
Vazon Ralahy iraika farany teo iny an🤗
Merci LJO 🙏

25/05/2026

NGAh NDRINA Sy Ra-Delira 🤣

Mba manalazy fety ee🤣
itako daholy reo mitsikitsiky reo🤗🫡

24/05/2026

Zany Ary Fitsikina faobe Fa Tonga Eh🤣

Rediredy Ra-Delira Sy Tokilisy 🤣

Mba Mifaly Fa Aza Tezitra 🙏🥺

23/05/2026

Gagay Mba Tafiaraka T@ Artiste indray De Miseo Milay Mankasitraka Joh Lion Ofisialy🤣
Tsy mahartiste an-lah mintsn za🥺
Piasa Mamadika Patron..Ra Art sy Ra-Delira
Ankafizo e🙏🤗

20/05/2026

Tapakafia Kely .. Miaraka @ Nay 🤣🤣

Tokilisy 🤣 Mi-kondrana 🤣 Ra-Delira 🤣

Address

0348468230
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ra- Delira posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share